Artista sy Hira
latina
(
28/08/2007 06:39)
Mba mila fanampiana aminareo namana; Inona kay ny marika clavier tsara, dia eo @ ohatrinona eo no vidiny? dia aiza no misy mpivarotra azy ireo eto Tana?
Misaotra betsaka indrindra....
tohiny
novalian'i latina ny 28/08/2007 09:13
nororavel
(
27/08/2007 17:26)
Mitady izany ireo mba te hitendry orgue fa tsy mahay solfa gasy
Aiza no mety ahitana izany(l) azafady mba valio
misaotra diany mialoha
Noro...
tohiny
novalian'i njiva16 ny 16/03/2016 12:38
naughtyboy
(
27/08/2007 12:51)
enjana ko ty bandy 1 ty na de eo aza jimmy hendrix,santana @ guitare .sarotra ihany mantsy le hira ty:" maple leaf rag " scott joplinhttp://youtube.com/watch?v=wShR8H5QWSM...
tohiny
novalian'i nihary ny 11/09/2007 11:10
kallie
(
27/08/2007 12:28)
za mitady anle hiran'i Mbolatiana "vadiko" ze manana na maita oe aiza no aitako az, na hirany hafa ko, mbô izarao ze manana...
tohiny
novalian'i vale ny 27/08/2007 17:55
magaliane
(
27/08/2007 12:09)
inona moa ilay hiran'i Anyah natao tao @ pazzapa 5 lé nirain'i Sandra sy izy iny?? misy hoe ianao koa vé dia tsy mba malahelo ahy!!
merci...
tohiny
novalian'i kallie ny 27/08/2007 12:29
honooree
(
27/08/2007 11:41)
Mba mangataka ny hiran' Hantatiana rehatra ,izay ma
...
tohiny
novalian'i hery ny 27/08/2007 13:14
bouz
(
27/08/2007 10:31)
Mba mangataka "MAHATSIARO" an'i Anyah!
Merci
bouz...
tohiny
boulaboula
(
25/08/2007 19:16)
salut à tous
mba mitady io hira io aho e!
misaotra...
tohiny
novalian'i nickie2 ny 10/09/2007 13:06
Fiffi
(
25/08/2007 13:29)
http://fr.youtube.com/watch?v=fwK0i8be-Bs&mode=related&search=
de avy eo.....
http://fr.youtube.com/watch?v=EfUUIexM5o4&mode=related&search=
de avy eo....
http://fr.youtube.com/watch?v=DlvcIUpmT0c...
tohiny
novalian'i Papoose ny 26/08/2007 23:13
Bita
(
25/08/2007 08:45)
Akory aby antsika, Mba hangataka ity hiran'i Voavy ity raha mba misy mahay:
Androy tany milevin-drano
-"-
-"-
-"-?????
Namboariny toha-drano
Tenamiala tsiny fa n...
tohiny
mampatsiahy
(
25/08/2007 06:36)
Salama tompoko
Mba mangataka ny toninkiran'ny LOLO lay hoe ALAY LAKANA azafady.
Veloma...
tohiny
novalian'i nihary ny 11/09/2007 17:02
ratonga
(
24/08/2007 19:05)
http://www.dailymotion.com/swf/4r5qor7OIvm2ygtKa
http://www.dailymotion.com/swf/47Q1kpwSDqhnAhNas...
tohiny
novalian'i ratonga ny 09/09/2007 20:37
tenagasy
(
24/08/2007 10:28)
Mankamamy ô!
Samia hoe mba miteny [b]antony[/b] (critère)iray [b]misarika ho tia mpihira na hira iray[/b]! De mba asiana [b]fanazavàna kely fotsiny[/b] raha mety.
OH: ny ahy izao:
- ny [b]fahaiz...
tohiny
novalian'i nickie2 ny 10/09/2007 13:22
emmy
(
24/08/2007 09:21)
Manaohoana daholo ry zareo!
Sô de mba misy manana an'ty hira ty re nareo azafady (lohateniny, tonony, mpihira). Ny lohateniny tsy fantatro fa ny réf manao hoe:
"Asa raha mba tsapanao, fa izaho a...
tohiny
novalian'i emmy ny 28/08/2007 05:45
nororavel
(
23/08/2007 22:04)
raha mba misy mahita mozika n'i freddy ranarison "razafindrahety, diavolana sns..." possible ve ny mahazo azy format mp3 azafady misaotra diany mialoha
Noro...
tohiny
novalian'i nororavel ny 24/08/2007 19:08
olvier
(
23/08/2007 16:23)
ho fahatsiarovana ny fahazazana he...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2007 10:38
tenagasy
(
23/08/2007 15:45)
Mankamamy!
Sehatra natao ho an'ny dinidinika sy ny fifanakalozana ary ny fanontaniana isan-karazany tokoa moa no eto, ary tsy misy izay tsy maha mety izany.
Ny zavatra tsapako anefa toa tsy dia mba ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2007 10:41
xxx
(
23/08/2007 10:19)
Coucou !
J'ai trouvé "I love U" de Tsiliva dans Tononkira serasera mais les paroles sont pas là en entier !
Quelqu'un les connait ?
PLEASE !
HELP !
...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:04
bleriot
(
23/08/2007 06:56)
Salama daholo ,
Mba mitady tonokira , na hira (WAV ou MP3 ) , efa tranainy hiany ilay hira .
Ny loha-tany dia : TANANA NAHABE .
Tsy fantatro na Ny Railovy na MRazafy ? .Iangaviana izay mahita .
...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:07
