Artista sy Hira

rpetit ( 16/08/2007 14:26)
izaho dia bandikely gasy tia mozika mipetraka eny itaosy , mba mangataka izay manana ity hira ity ... tohiny
novalian'i menalamba ny 16/08/2007 14:45
tinaxo ( 16/08/2007 08:49)
slt! ndaholo n'akama rehetra mba saika mba hitady ilay vazo ny 18.2 ilay hoe Number one misaotra mihaloha :idea:... tohiny
bilakarenjy ( 15/08/2007 21:58)
Mba omeo ny hevitrareo za rehefa mihaino hira reggae ianareo . Ity misy hira reggae an-tsehatra iray izay misy tarika telo karazana samy manana ny gadony avy . http://bilakarenjy.multiply.com/music/... tohiny
novalian'i UB40 ny 21/09/2007 00:42
kenyvann ( 15/08/2007 09:13)
mitady bandy akama mirevy rock mba hidisc sy hi red red metal eto... tohiny
novalian'i Papoose ny 15/08/2007 22:47
rickers ( 13/08/2007 17:02)
Manahona daholo!!! Amateurs mitendry guitare izahay,ary mitady olana hoe mihira gasy รจ! ... tohiny
novalian'i rickers ny 26/08/2007 14:09
sheran555 ( 13/08/2007 13:23)
Hira atolotra an'i Lalao, Miora Ambanidia sy Sido, Jennia ary Ndranto Itaosy. Mirary soa e! Rico... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/08/2007 13:39
Rms ( 13/08/2007 11:05)
slt! mmba mitady io tononkira tia mozika tovojahy za merci bcp!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/08/2007 13:41
RyAnona ( 13/08/2007 07:24)
Mba mangataka tononkiran'i Thierra Bruno ny lohateny Ravoromanidina. Misaotra anareo rehetra mialoha... tohiny
novalian'i RyAnona ny 16/08/2007 17:35
naughtyboy ( 12/08/2007 17:35)
revena milamm @ tony hira tony ny fiainana ndray2 de lafatra:-Dhttp://www.youtube.com/watch?v=U5vyCkL9gM8... tohiny
biz ( 10/08/2007 15:29)
ory retoa!mangataka ny hiran'iBODO le misy hoe:tiako fotsiny ianao tsy asiana hoe nahoana zay fa misaotra betsaka biz ihany e!(l)... tohiny
novalian'i Amazone ny 12/08/2007 07:48
mercia ( 09/08/2007 19:33)
Mba saika hangataka an ilay hiran'i Davis sy Mika le hoe "Ampindramo ahy". =D Milay be Merciii eeeee ^:^... tohiny
Fiffi ( 09/08/2007 18:57)
hummm.....ny anaha aloha de ity an ! http://fr.youtube.com/watch?v=Wm2Ij5tSO_A&mode=related&search=... tohiny
novalian'i ratonga ny 19/08/2007 20:20
nyna ( 09/08/2007 14:31)
Faly miarahaba antsika rehetra! Sao mba misy manana tononkiran'ny groupe KAPELAONY kay ato? Misaotra indrindra an'ireo izay afaka manome !! ... tohiny
salmo1 ( 09/08/2007 12:47)
Izaho dia lasa mpanaraka an'i Jesosy Kristy maty teo ambony hazo fijaliana, izay tonga tonga taty an-tany mba hanavotra antsika... Halefaso any amin'ny hafatra tompoko.... tohiny
romilino ( 08/08/2007 18:02)
mba mitady ny tonony zahay e! misaotra mialoha ;-)... tohiny
erichaja ( 08/08/2007 16:39)
Lucky Dube... tohiny
batita ( 08/08/2007 13:47)
Mba andefaso le hiran'i Samoela hoe "KRISTY" ry zareo an! De manatena valiny mahafapo avy aminareo e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 13:50
cookies ( 08/08/2007 13:37)
slt daolo, Sao mba misy afaka manome ny tonon-kiran'lay hiran'i Dadah Rabel sy Inah , tsy haiko ny lohateniny fa misy toy izao ny refrain : " ... mety angamba raha dieny zao, dieny mbola tia ahy ia... tohiny
novalian'i Belle ny 08/08/2007 18:32
ratonga ( 08/08/2007 12:31)
http://www.youtube.com/watch?v=tZhsMUVEs8c... tohiny
novalian'i mioucool ny 14/08/2007 11:06
maya3 ( 08/08/2007 11:56)
mba managtaka anareo izay manana andefa ilay hira an'i black jacs hoe asa inao... dia misaotra tompoko... tohiny
novalian'i ikalamako ny 20/08/2007 22:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0614