Artista sy Hira

xxx ( 31/07/2007 15:59)
Manahoana le gadona MORAINGY METAL ataon'ny tarika HOLY ANGELS ry mpirevy rock ah?Milay ve?Raha misy clip na vazo azo henoina de mba anoraty zah fa interessée eh?... tohiny
novalian'i kenyvann ny 15/08/2007 09:11
Aotsara ( 31/07/2007 08:41)
Bonjour, Mba mila ny tononkiran'i Hantatiana hoe Namako ianao satria tena namana. Misaotra mialoha ... tohiny
lionnelia ( 30/07/2007 20:56)
mba mangataka ny hiran'ny Fakr le we t@ 3, hiran'ny TAFITA (delestazy) hiran'ny dedesse ( ny aty) misaotra tompoko... tohiny
boule ( 30/07/2007 11:47)
mba mangataka ny toniny ilay hira faneva azafady!... tohiny
novalian'i cutie ny 30/07/2007 17:52
source ( 30/07/2007 07:36)
Salama daholo tompoko. Izaho dia mitady ny hiran'i "Solo" hoe "Finoana" sy ilay hiran'i "Rolf" hoe "Lasanao ny foko". Misaotra indrindra.... tohiny
novalian'i ngoiha ny 11/08/2007 08:07
bise ( 29/07/2007 17:24)
Miarahaba o! Mba saika hangataka tonokira an'i Rossy mitondra ny lohateny hoe " NGOMA" azafady indrindra tompko raha mba azo atao. Misaotra mialoha... tohiny
sosoakely ( 29/07/2007 13:47)
saika hitady ny tononkiran'i joy k sy mampoina mitondra ny lohateny hoe anilanao foana aho:* misaotra tompoko... tohiny
miavaka ( 27/07/2007 10:46)
angataka ny hiran'i Firmin za ny lohateniny dia hoe "Manaiky aho"... tohiny
xxx ( 26/07/2007 17:40)
Maty i clo mahajanga! mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany... tohiny
hery ( 26/07/2007 12:37)
Hira vitsivitsy vao nampidirina ao amin'ny Radiovazogasy.com 1. Clo Mahajanga - MegaMix 2. Firmin - Baholy 3. Mamy Gotso - Asio tsapiky amizay 4. Melky - Faut pas compliquer la vie 5. Ndondolah... tohiny
farahhh ( 26/07/2007 11:41)
Mba mangataka ny hiran' Aina tantara taloha eeeeeee!!!!!!!!!!!!!... tohiny
pinou ( 26/07/2007 11:23)
manahoana, so de mba misy tononl'e tsinjaka aloo an'i ndondolah sy tahiry?... tohiny
nenni ( 26/07/2007 07:32)
Mba omeo ny tononkiran'i hiran'i lanitra hiran'i V.H.F Misaotra tompoko... tohiny
Payci ( 26/07/2007 05:24)
mba mangataka ny lyrics an'io hira io zany ze mahita e... tohiny
novalian'i mabloo ny 26/07/2007 21:52
hinimada ( 25/07/2007 04:54)
Mirary tokoa ary mirary raha misy tono-kira an'i Mika sy Davis eto ... tohiny
novalian'i hinimada ny 27/07/2007 04:59
ptitponey ( 24/07/2007 12:53)
:roll:Raha misy manana na mahita io tononkira io ambony io azafady dia mba alefaso @ namana serasera zafady fa tena tiako be io hira io. Misaotra an'ireo hamaly ny hafatra... tohiny
ryti ( 24/07/2007 10:58)
mba omeo ny tononkiran'ny poopy sarompiaro io za raha mahita ianareo fa tiako be... tohiny
mioucool ( 24/07/2007 09:37)
misy mpakafy AA mandalo iany v ato? za manko mpakafi ty mandalo ty d mba manotany foutsiny!!!:!:... tohiny
novalian'i mioucool ny 30/07/2007 09:03
tinalalaina117 ( 23/07/2007 07:57)
Mba ho fanomezam-boninahitra an'i Clos Mahajanga, dia mba mangataka ny tenanay mba ampidirina ato ny hirany izay mahay fa misy ihany ato fa vitsy kely. MISAOTRA MIALOHA TOMPOKO... tohiny
novalian'i zamazama ny 25/07/2007 15:25
majoro ( 22/07/2007 16:54)
mba mitady ny tononkira mika & davis izay misy. misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Bditra ny 23/07/2007 14:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1281