Artista sy Hira

fasaly ( 07/07/2007 11:47)
henoko lazany sy honhono fotsiny hoe lasa any madà i dima's hay zao vao mino zà fa tany izy hummmmm milay diam's an! raha nahita an'ity blog misy sary ny spect ity vao nino...http://starlette90sky.... tohiny
novalian'i vale ny 10/07/2007 23:03
wize ( 06/07/2007 11:20)
mba mangatake le tononkiran'i henric enlgesias, le hoe: number one, misaotra betsaka o! ... tohiny
jimtex ( 06/07/2007 09:34)
mba mangataka rah_kicky SAMORON'OLO ra misy manana merci... tohiny
novalian'i mandrak ny 06/07/2007 21:30
cheila ( 04/07/2007 13:55)
ho an'i falibe tsy foiko(l)... tohiny
novalian'i xxx ny 04/07/2007 22:20
Davidakely ( 04/07/2007 09:38)
novalian'i mercia ny 10/07/2007 08:56
Bita ( 03/07/2007 17:43)
Raha mba misy mahay ny toniny ity rey olona dia mba alefaso azafady. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i RyAnona ny 23/07/2007 13:10
arn ( 03/07/2007 10:05)
Manahoana o, raha mba misy manana tyononkiran'ny surfs ange de mba omeo aho e. Tsy ireny le efa standard be ireny an , fa le tena hirandry zareo, le tsy de be mpahay ireny. ... tohiny
novalian'i arn ny 06/07/2007 10:28
zotoavina ( 03/07/2007 07:17)
:lol:manaona daoly. za mba mangataka ny hiran iary oe modia am zay iny ra misy manana.misaotra e... tohiny
novalian'i xxx ny 03/07/2007 10:43
anjabota ( 02/07/2007 10:26)
te ahalala vaovao momba io artista io aho fa tsy sur tsara aho an... tohiny
zamatiana ( 01/07/2007 21:00)
MILA IO PAROLE IO MERCI... tohiny
sitlo ( 30/06/2007 01:42)
Kay ve ka i Anatole ny iray tamin\'ireo maty eh. http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46823c7244aef http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m467e87f02b8ab http://forum.ser... tohiny
nadie ( 29/06/2007 21:34)
mangataka... tohiny
maholykely ( 29/06/2007 18:11)
wonderful to night iny ze manana merci... tohiny
novalian'i Alinot ny 04/07/2007 07:16
khaina ( 29/06/2007 15:55)
salama e! raha mba misy dikan'ilay hiran'Iary lay modia am'zay iny dia mba omeo aho fa tena miady be amin'ny piesiko iny. zay fa dia manantena anareo e! khaina kainamg@yahoo.fr... tohiny
novalian'i cutie ny 23/07/2007 00:23
bakl ( 29/06/2007 07:43)
Raha mba manana ny tononkiran'i Aina "Tantara taloha" nareo dia mba omeo aho.Misaotra e.... tohiny
sitlo ( 29/06/2007 00:49)
Inona kay ilay atao hoe jijy eh? Dia faritra avy aiza ao Madagasikara no nihira azy?... tohiny
sitlo ( 28/06/2007 23:46)
Za mba tia hahita an'izany klip rap gasy dessin anime izany izay manana. psikopay no mpihira. :wink:... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/06/2007 01:47
Tahiry ( 28/06/2007 06:34)
:Dela zany ry reto a zay mba naharaka anlé resaka kaporaly boby nivôka t@ gazety midi t@ 27 Juin iny mba soraty eto e, nisy resadresaka défi izy zay ok dôly e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/06/2007 13:15
ramar ( 27/06/2007 15:26)
mitady ny hiran'i Haingo lay hoe Fitiavan-jaza ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 19:00
dragon2madagascar ( 27/06/2007 07:25)
Arahaba tafahoatra ny tsingerintaonan'ny fahaleovantenan'ny Firenena Malagasy. Hoentina hanamarihina izany dia indro vaovao kely natoraka ao @'ny takelaka MALAGASY POLI-ZIKA http://dragon2madagascar.o... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 09:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6602