Artista sy Hira

grefy4 ( 27/06/2007 06:52)
mba afaka manome ny naotiny ihany koa v ianareo kay azafady (tain-dalitra)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 09:14
mercia ( 26/06/2007 15:40)
miarahaba ô mba mangataka ny tononkiran i Iary le hoe "Modia" dia raha misy tondrom-peo koa dia tena vao maika mahafinaritra. Misaotra mialoha e!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 19:01
voahiranakely ( 25/06/2007 20:48)
mangataka ny hira valio re aho mahaleo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2007 20:54
wanda ( 25/06/2007 12:43)
Mba mila dikany raha misy azfdy.... tohiny
niceboots ( 24/06/2007 23:12)
Tiana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 19:01
ratonga ( 22/06/2007 17:57)
http://www.dailymotion.com/related/1359820/video/xt5ex_kaiamba-koragno-mangigina/1... tohiny
novalian'i Bita ny 03/07/2007 17:46
rainibe ( 22/06/2007 16:12)
Salama daholo e ! Sao mba misy manana tonokiran'i Roch Voisine e ? alefaso @ ty adresse ty azafady ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2007 05:39
Merciad4 ( 21/06/2007 18:42)
managataka anle hira an'i 18.2 number one iny ooooooooooo!!!!!!! azafad :lol: bye:)... tohiny
novalian'i hery ny 16/05/2014 09:43
bmw333 ( 20/06/2007 16:20)
Mivoaka @ 28 izao ny album, "kapila manjelatry" ny tarika Gasymusic. Mahafinaritra be ny revindry leirony.... tohiny
novalian'i tenagasy ny 21/07/2007 00:25
lohanazy ( 20/06/2007 11:01)
SALAMA, MBA MANGATAKA ILAY HIRAN NY BESSA MISY ILAY HOE "nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho", raha manana ianareo. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2007 05:40
domino ( 20/06/2007 07:50)
Manao aona daolo ndray e! mba mahafinaritra ana le hiran'i Benja Ralibera hoe Balaoasy iny. Zay mba manana nareo de mba andefaso za. Azafady ndrindra e! OK Daolo de bonne journée ndray o!... tohiny
anthoniobarit ( 19/06/2007 20:54)
hira ny mahaleo misy hoe , ny hira ny hirako no halefako mianpita ,nitodiana nitodiako rehefa manimanina, manina ... tohiny
novalian'i cutie ny 19/06/2007 21:02
tsotso ( 19/06/2007 18:08)
MBA MANGATAKA RAHA MISY MAHAY ILAY HIRA NADALO TETO AN'i SAKELIDALANA MISAOTRA MIALOHA... tohiny
irinamihaja ( 19/06/2007 11:12)
hihi... tohiny
novalian'i Stretch ny 20/06/2007 06:38
Tiks ( 19/06/2007 06:18)
hiran'i Nantenaina le izy e tena mba ilaiko ny tonony fa mba alefaso zay mahay zay fa mercie beaucoup... tohiny
novalian'i Tiks ny 21/06/2007 05:22
niryna ( 18/06/2007 17:44)
Sao dia mba misy mahatadidy an'io hira io ianareo. Ry dada malala,ry dada malala. Misento ny foko,misento fa lavitra anao. Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i kazanov ny 01/02/2016 08:52
zoara ( 18/06/2007 12:49)
salama daholo! henoko matetika ato @ radiovazogasy zao ireo hirany ka mba saika nanontany aho hoe aiza no mba mety ahazoana mividy ny cd na ny k7 n'i sareraka... tohiny
ndee ( 18/06/2007 08:21)
tyx razanaparany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/06/2007 06:51
patis ( 18/06/2007 07:36)
Salut,mba tena tiako be le hiran'ny Firmn: Manaiky aho. Ka tena ilaiko ny toniny. Mercie... tohiny
Tiks ( 18/06/2007 06:16)
mba mangataka io hiran'i Jean aime io o! misaotra tompoko... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5015