Sortie d'album de Gasymusic
1. bmw333
(
20/06/2007 16:20)
Mivoaka @ 28 izao ny album, "kapila manjelatry" ny tarika Gasymusic.
Mahafinaritra be ny revindry leirony.
Mahafinaritra be ny revindry leirony.
novalian'i tenagasy ny 21/07/2007 00:25
2. mabloo
(
20/06/2007 18:17)
tena mbola tsy henoko le atao hoe Gasymusic, mba ametraho rohy ahitandry zareo e!
mankalaza e!
mankalaza e!
4. mabloo
(
23/06/2007 07:33)
merci e!fa mbola tsy mande tsara le izy fa hiandry kely e!
mankalaza e!
mankalaza e!
6. tenagasy
(
21/07/2007 00:25)
Mankamamy eh! Araka ny anaran'ny namorona ny tarika.
Dia mirary fahombiazana tanteraka eh!
Mirary soa!
Dia mirary fahombiazana tanteraka eh!
Mirary soa!
