Artista sy Hira

Herimiafina ( 21/07/2007 21:46)
Misy hiran'i BESSA efa tranaininainy izay tadiaviko saingy sady tsy haiko ny lohateniny, na ny tonony, fa ny feony fotsiny no tena tadidiko, ka sao mba misy afaka ny hanampy ahy hanome an'ireo. Ny ... tohiny
mrk ( 21/07/2007 16:58)
antso avo e mba andefaso ny hira sy tonin'ilay hiran'i BLACKJAKCS hoe asa ianao raha hoatra ahy e efa mba ela no nitadiavako aza ka na misy manana cd aza dia atao izay azo ifanarahana fa de mafy mihin... tohiny
crepus ( 19/07/2007 09:38)
Manao ahona daholo ,mba omeo anity tonokiry ity ange za azafady indrindra, eto ampelatananao an'i Njila ,misaotra ndrindra topoko ... tohiny
novalian'i Bditra ny 23/07/2007 14:47
ritana ( 19/07/2007 08:37)
mba mangataka an'ilay hira hoe "napepe" iny, henoko nandehat@ radio vazo gasy de mba mangataka ny tonony azafady... tohiny
novalian'i cutie ny 20/07/2007 20:08
xxx ( 18/07/2007 18:55)
Sao d manana vao² marina fa za toa naheno(tsaho) anio fa nodymandry ny mpanakanto Clô Mahanga ???? Misaotra mialoha... tohiny
kidkid ( 18/07/2007 15:17)
Mba misy manana ilay number one an`i 18.2 ve? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i cutie ny 24/07/2007 19:36
Arija ( 18/07/2007 10:37)
Mba mitady io tononkiran'i Mahaleo Ao anatin'ny Nouvel Album Mahaleo Mama Sera 2007... tohiny
sipamola ( 18/07/2007 06:21)
Salama dôly e! Tsara be le site fa tohizo hatrany , mankasitraka é. Zao ry reto a, mba mila fanampiana avy @nareo le Joba é, mitady an'ireo tonon-kira reo za e. Mba manao collection mantsy za de... tohiny
novalian'i masosotsa ny 18/07/2007 10:47
tsymanadino ( 18/07/2007 06:21)
mbao* omeo tonony ... tohiny
rejodi ( 17/07/2007 18:34)
Azafady indrindra izay manana ny tonon-kira hirain'i Melky hoe MBOLA TIA dia mba hanoraty raha tsy manahirana,misaotra mialoha e!raha tsy diso aho dia hiran'i Max exception izy io fa hirain'i Melky ar... tohiny
Kalasoakely ( 17/07/2007 09:01)
Mba mangataka ny tononkiran'i : Tsiverilaza - "entsaky henandambo"... tohiny
hps ( 16/07/2007 17:41)
Mba mangataka ny hira faneva jeux des ils,indro tafaray,i Njakatiana no namorona azy,ary Nanie no mihira arahin'ireo artista maro,Misaotra mialoha=D=D... tohiny
novalian'i hps ny 17/07/2007 17:19
matavy ( 16/07/2007 16:44)
mba mangataka an'io hira io aho fa ilaiko azafady. Misaotra mialoha ! Matavy.... tohiny
rasou84 ( 16/07/2007 08:03)
mba mangataka io toninkira io azafady.... tohiny
rejodi ( 14/07/2007 15:21)
Mba alefaso kely azafady indrindra izay mahay ny tonokiran'iMeky hoe "Izaho mbola tia"misaotra indrindra... tohiny
robot ( 14/07/2007 11:12)
miarahaba antsika rehetra eh, mba mangataka ny tonon-kira n'i Lôla ireto eh: I gasikara ; Fihavanana dia misaotra mialoha ary oh... tohiny
mercia ( 14/07/2007 07:21)
:arrow:Sao dia mba misy mahalala kay le hiran'i groupe (l)CUPIDO:) (groupe tsy dia malaza zareo, avy ao ambohimanarina ao)Misy hiran dry zareo iray zay nande t@ radio dia tena tiko be mintsy fa saingy... tohiny
kanto10 ( 14/07/2007 06:50)
mba mangataka ny tonon'io hira io aho zay manana, misaotra mialoha(l)... tohiny
novalian'i wooda ny 23/07/2007 21:42
besisika ( 13/07/2007 18:47)
voaraiko ny ;;;;;;;fa mandrorata matetika merci... tohiny
mercia ( 13/07/2007 16:45)
mba mangataka an ilay hiran'i IARY Aho re a le hoe "Modia Amizay" misaotra eeeeeeeeeee... tohiny
novalian'i cutie ny 24/07/2007 19:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6287