kaporaly boby

1. Tahiry ( 28/06/2007 06:34)
:Dela zany ry reto a
zay mba naharaka anlé resaka kaporaly boby nivôka t@ gazety midi t@ 27 Juin iny mba soraty eto e, nisy resadresaka défi izy zay
ok dôly e
novalian'i Fiffi ny 28/06/2007 13:15
2. fifatiti ( 28/06/2007 11:17)
Efa hoe resin'i Zakabe i kaporaly bob.
Mbola avy nitsindrona hono ity farany dia izay no naharesy azy.
I Zakabe etsy andaniny milaza fa mbola sahy Hifanandrina aminy rehefa sitrana tsara i Bob sady hampiseo fa cascadeur tena milay koa izy
3. Fiffi ( 28/06/2007 13:15)
toa tsy nisy resaka momba an'io tao anaty gazety Midi koh ! http://www.midi-madagasikara.mg/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0352