:Dela zany ry reto a
zay mba naharaka anlé resaka kaporaly boby nivôka t@ gazety midi t@ 27 Juin iny mba soraty eto e, nisy resadresaka défi izy zay
ok dôly e
Efa hoe resin'i Zakabe i kaporaly bob.
Mbola avy nitsindrona hono ity farany dia izay no naharesy azy.
I Zakabe etsy andaniny milaza fa mbola sahy Hifanandrina aminy rehefa sitrana tsara i Bob sady hampiseo fa cascadeur tena milay koa izy