Mitady hira

1. source ( 30/07/2007 07:36)
Salama daholo tompoko.

Izaho dia mitady ny hiran'i "Solo" hoe "Finoana" sy ilay hiran'i "Rolf" hoe "Lasanao ny foko".

Misaotra indrindra.
novalian'i ngoiha ny 11/08/2007 08:07
2. ngoiha ( 11/08/2007 08:07)
Salut,
Mba mangataka an'ilay hiran'ny Tovo j'hay hoe ( Fihin-tananao)
Dia Firmain koa ( vavaka )
merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0672