bandy avo feo
1. naughtyboy
(
20/08/2007 20:28)
efa taloha b ty vazo ty fa ny nahagaga anah de le feonlery avo b na i sakelidalana aza voany http://www.dailymotion.com/video/xt717_earth-wind-and-fire_music:-P
novalian'i cutie ny 24/08/2007 23:16
5. naughtyboy
(
21/08/2007 17:36)
Bee Gees ngamba le izy ry Ikaretsaka de nahitsiny cutie etsy ambony ie:-D fa @ zao tsy betsaka tsony ny otrireny afatsy M.Jackson ngamba ze efa elab koo sa mety misy hafa ko mbola tsy fantatra?
9. naughtyboy
(
23/08/2007 19:13)
aleo ovaina hafa njay sipa misy feo tsara cutiehttp://www.youtube.com/watch?v=QmV6_oc2lwM
16. tenagasy
(
24/08/2007 15:45)
Ary le hoe: NANKAI'I nADETY EH!
'ZAHO 'ZANY KA MANIGN'ANAZY EH!
Iny amiko no tena avo feo.
De asa raha tadidinareo le nisy nanao azy tao @ PAZZAPA.:lol::lol::lol::-D:-D:lol::-D:lol::-*
'ZAHO 'ZANY KA MANIGN'ANAZY EH!
Iny amiko no tena avo feo.
De asa raha tadidinareo le nisy nanao azy tao @ PAZZAPA.:lol::lol::lol::-D:-D:lol::-D:lol::-*
18. tenagasy
(
24/08/2007 16:14)
Kou nikovisaka be K'cutie 'ngah aôna? :^):D:^):°)
Tapaka daôly izay tsy ho tapaka nenay eran'ny trano t@ izay.
Sanatria tsy maneso akory an! Izaho aza mety tsy mahavita ny vitany.
Saingy ifonana moa kalou fa tena nanapa-tsinay le izy eh!:^):D:^):°)
Sady tsy nampoizina koa fa tahaky ny taitra tampoka izay ilay tovolahy nihira azy.
Masak'éééééééé!

19. cutie
(
24/08/2007 16:18)
:-D:-D:-D:-D
na za tsy maheno azy aza mihomehy @ fitantaran'i tenagasy azy :D
na za tsy maheno azy aza mihomehy @ fitantaran'i tenagasy azy :D
20. tenagasy
(
24/08/2007 16:20)
PAZZAPA efa taloha izany kalongany an!
Fa tsy le amin'izao. (t@ vôlohany iny sa faharoa)
Io ilay diso pejy!
Ato no misy an'ialahy!
Fehezanteny nania!
Zanak'ondrin-teny very ka hita indray.
Fa tsy le amin'izao. (t@ vôlohany iny sa faharoa)
Io ilay diso pejy!
Ato no misy an'ialahy!
Fehezanteny nania!
Zanak'ondrin-teny very ka hita indray.