bandy avo feo
22. tenagasy
(
24/08/2007 16:43)
Tena mamp'mé enao K'cutie!
Tapa-tsinay tera-tritra mintsin 'zah ato!
Fa amin'iny kosa ary ve tsy avo feo be ilay manao ny hoe:
NANKAIZ'I NADET'EEE
'ZAHO 'ZANY KA MANIGN'ANAZ'EEEE
Iza tokoa kay no manao an'iny?
Tapa-tsinay tera-tritra mintsin 'zah ato!
Fa amin'iny kosa ary ve tsy avo feo be ilay manao ny hoe:
NANKAIZ'I NADET'EEE
'ZAHO 'ZANY KA MANIGN'ANAZ'EEEE
Iza tokoa kay no manao an'iny?
24. cutie
(
24/08/2007 20:15)
Mpandefa : tenagasy [ Valio ] 24-08-2007 18:43:40
Lohateny : Re : bandy avo feo
Tena mamp'mé enao K'cutie!
Tapa-tsinay tera-tritra mintsin 'zah ato!
in zao no nolazaiko nampime teo :roll:
sa le za tsy maharaka pazzapa :lol:
25. tenagasy
(
24/08/2007 22:16)
Ka izah efa loky mafy mbola ampianao mihomehy indray koa! Vao maika tapaka,efa sintonina mafy sy migiaka ery ny aina vao tafaverina f'ianao angaha aôna?
Lalin'iny K'cutie!
De izany no mamp'me ka!
Mankamamy eh!
Lalin'iny K'cutie!
De izany no mamp'me ka!
Mankamamy eh!
28. cutie
(
24/08/2007 23:16)
Mpandefa : tenagasy [ Valio ] 25-08-2007 00:16:52
Lohateny : Re : bandy avo feo
Ka izah efa loky mafy mbola ampianao mihomehy indray koa! Vao maika tapaka,efa sintonina mafy sy migiaka ery ny aina vao tafaverina f'ianao angaha aôna?
Lalin'iny K'cutie!
De izany no mamp'me ka!
Mankamamy eh!
tsy mitovy le nadety kosa alou e :-D
