Artista sy Hira
hasintsoa
(
30/05/2007 15:17)
angataka hira "izaho mbola tia" an'i Firmin sy Melky azafady...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 09:39
gasywave13
(
28/05/2007 11:40)
Manatitra ny arahaba, ny havana Malagasy rehetra mpankafy ny GITARA ny tenako.
Araka "ny fandalinana" sy "adi- hevitra" nifanaovana tamin' ny mpankafy ny tendry "BA GASY", dia tsikaritra fa ny fia...
tohiny
novalian'i lapino ny 01/06/2007 14:27
leevakel
(
28/05/2007 08:40)
Salama e!Mba mangataka ny tononkiran'i Rija Rasolondraibe ialay"mba ilazao " iny. Efa t@ taona 90tany ho any io hira io. misaotra e...
tohiny
novalian'i leevakel ny 09/07/2007 20:50
ravaka2007
(
26/05/2007 13:14)
Bonjour Daholo, saika mba angataka ny hiran Poopy, AMPIANARO, ilay version tena izy fa tsy ilay misy teny Anglais.Merci d'avance.:D...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2007 15:27
bogar
(
26/05/2007 06:17)
Mba omeo ny tononkiran'i Iary "Modia amin'izay" re ze mba mananana ny namana ato. MErci. Bogar...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2007 11:16
kanto25
(
25/05/2007 19:47)
Salama jiaby isika. Mba mitady ny tononkiran'i Lôla mitondra ny lohateny hoe: Alay Lakana.
Merci an'i Serasera....
tohiny
220776
(
25/05/2007 15:38)
tiako mba ho hay ny tononkiran'i FIRMIN...
tohiny
niaro
(
25/05/2007 15:11)
afaka mahzo tononkira kalon'ny fahiny indrindra fa solika rehetra ; misaotra ...
tohiny
novalian'i rafara ny 01/06/2007 11:59
fanomezantsoa
(
25/05/2007 10:34)
MIARAHABA TOMPOKO SAIKA ANONTANY OE TOA TSY HITA ANY @ TONONKIRA NY TAKRIVA IO LOHATENIN6KIRA IO OE VOABABONAO NEFA EFA NAMPIDITRA ANIO IZAHAY EFA ELA IHANY NO NAMPIDIRINAY AZY TAO MISAOTRA BETSAKA O!...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2007 02:01
kelly13
(
25/05/2007 08:46)
ho tonga any mada hono i diam's @ 31/05 zao d hanao concert unique eny @ stade d'alarobia, ka d mazotoa dol ze tia azy (tsy za klou e :°)) zany e! [i]hevitra nalaiko tao @ blog n'i tonton-nay ka mba ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2007 20:20
momonta
(
25/05/2007 08:40)
manaona o
hitady hiran'i tarika ,tsy fantatro ny titre fa misy hoe malagasy anie ianao
veloma o...
tohiny
maginot
(
24/05/2007 15:19)
mba mitady ny tonon'ny hiran'i GREEN "lay tsy miova" Dia misaotra betsaka o...
tohiny
novalian'i Stretch ny 30/05/2007 11:53
fanoly
(
23/05/2007 15:20)
mba mitady tononkira Henry R ? misaotra e
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 16:58
nomenahary
(
23/05/2007 14:10)
Tiako hanànana re ny tonon'ilay hira misy ilay andalana toy izao amin'ny isan'andininy (tsy tadidiko mantsy ny lohateniny, nefa koa tsy azoko antoka na i Nanahary no mihira azy na tsia):
...Soa lo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2007 13:56
fanoly
(
23/05/2007 09:36)
SAO MBA MISY MANANA NY TONON4NY HIRAHIRAKO AN'NY ramaroson wilson , mba mangataka raha misy e!! de misaotra mialoha o
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 17:01
dezaka
(
22/05/2007 22:35)
Manao ahoana daholo e! Manana billets 2 amidy za @ ilay Mahaleo @ 2 Jiona fa tena tsy afaka tampoka. Manorata amin'ny misitery@yahoo.com raha mety....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 20:40
pitsy
(
22/05/2007 22:00)
Sao misy manana ny tonon'ilay hiran'i Bodo hoe " Fitiavan'i Neny ", dia misaotra mialoha e....
tohiny
novalian'i veromahefa ny 23/05/2007 10:29
sariaka
(
22/05/2007 15:26)
Hono ho aho, sao mba misy mahalala sites na blog hahafahana mihaino hira malagasy mp3 na wma aza tsy maninona. Mba hanalana azy e, mitsotsotra dia mba mankafy eo e na dia tsy azo telecharger-na aza ts...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/05/2007 10:09
mavomanitra
(
22/05/2007 12:09)
Raha mba misy manana ilay tononkira hoe"sombinaiko" an'i Poopy. Misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i mavomanitra ny 23/05/2007 07:59
caramas
(
21/05/2007 14:50)
Faly miarahaba ny rehetra.
Tsy hitako ato ny tonon ilay hiran ny tarika johary ilay hoe vetso vetson -kira hirahira ka sao dia mba misy manana azafady fa tena ilaiko.Misaotra mialoha.
Cs...
tohiny
novalian'i caramas ny 01/06/2007 13:05
