Artista sy Hira
LINS
(
21/05/2007 12:40)
mba saika hangataka ny toniny io hira io aho tena ilaiko zao raha mety Va partagerl'amour [ sunrise]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/05/2007 20:22
verokely
(
21/05/2007 11:27)
salut , za oa tena tia be an'io hira io ka ra mba manana ny tonony ianareo dia mba omeo aho , tsy haiko ny titre fa zao no hahaizako azy , efa nirain'i bodo izy io t@ tana in love ,dia misotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 20:41
fanoly
(
21/05/2007 06:18)
Mba mangataka ny tononkiran'ilay hira mitondra ny lohateny hoe " hirahirako" an'i RAMAROSON Wilson izay mba mahay e, misotra mialoha o!
...
tohiny
novalian'i booboo ny 21/05/2007 09:27
niaa
(
20/05/2007 17:09)
thiera bruno:ravoromanidina ra mba misy manna azafady...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/05/2007 17:47
kekerama
(
20/05/2007 14:40)
raha misy manana ny tono-kira Seresere an'i Tearano.
Dia misaotra mialoha...
tohiny
rearea
(
20/05/2007 12:30)
mba misy afaka manome ny tonin'ny hira io ve azafady...
tohiny
Bita
(
20/05/2007 08:34)
Mba mangataka ity hiram-pivavahana ity raha mba misy mahay: misy hoe:
Feo mamantonalina renao? renao ve rena ve?
Sambatra) ny marina, raha mandre raha mandre raha mandre....
Indro tamy ny mpampaka...
tohiny
novalian'i leva2 ny 06/10/2016 18:33
tslem
(
20/05/2007 07:06)
Mba mangataka ny tonon'io hira io izay mahay, tsy haiko izay mihira azy fa misy oe:
raha nakarin'ny vintana ianao
mba lanjalanjao ny fitondra ny havana.........
tohiny
novalian'i tslem ny 04/06/2007 06:24
karinah
(
19/05/2007 20:45)
Mba mitady fan aan'ireo pihira ireo raha misy dia mba anoraty zaho.^:^
Sotra betsaka....
tohiny
novalian'i karinah ny 20/05/2007 13:39
meva007
(
19/05/2007 11:42)
Miarahaba antsika rehetra ary misaotra mialoha anareo manome ny dikan'ny "Ditsoka" hiran'i Ricky, mazotoa daholo.
Veloma e...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 01/06/2007 12:57
fijo
(
18/05/2007 22:27)
nijery ny santionany tamin'io fifaninanana io aho ,ka tena falyfa mahay le ankizy any ka.na ny hira io na ny gitara....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 20:38
pimaso
(
18/05/2007 14:41)
"TSELATRA-RAIMBL-GREEN-HIRAH"
au stade mahamasina
C LA BOMBA !
;-)
;-)
;-)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 21:33
bezestah
(
18/05/2007 08:06)
Fa dia tena tsy misy mahay mits ve io vazo io e!...
tohiny
novalian'i sitlo ny 18/05/2007 20:56
tidason
(
18/05/2007 05:18)
Miarahaba antsika rehetra.
Sao mba misy manana tononkiran'i big jim da amin'ireto hira 2 ireto.
-gasy toa anao tooh
-jaolahy amin'ny andro antoandro
Toa mba tsara ihany mantsy ny zavatra lazain'...
tohiny
novalian'i tidason ny 22/05/2007 05:50
diamondra1201
(
17/05/2007 18:12)
manakory iaby!
mba mitady ny tonin'io hira io azfdy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2007 19:01
melody
(
16/05/2007 18:50)
Ny foko tia, hoanao doria.... dia tsy haiko intsony nefa mba tena tiako be mintsiny, izay mba mahalala moa o!m'ci...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2007 14:55
faha80
(
16/05/2007 14:01)
Rehefa nandinika ny mpiserasera eto aho dia mieritreritra fa iray @ nareo ireo no afaka mamaly ny fangatahako satria mitovy feeling na goût amiko raha hira no resahina ka raha mba azonareo hatao dia ...
tohiny
novalian'i faha80 ny 19/05/2007 10:22
salmo1
(
16/05/2007 09:20)
Ny fo sy ny tiana;
Feno fifalina.
Miara mifaly, miara mijaly
Tafaray... tafaradia mandrakizay
Ny foko efa feno;
Tsy ambara telo... (de zay tsy aiko ntsony)
:°)...
tohiny
ftma
(
15/05/2007 17:36)
saika mba hanontany aho hoe ity tononkira ity ihany ve ilay hiran'i Clo Mahajanga sa hafa http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2129 raha hafa misy mba manana ve?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 16/05/2007 16:41
