mitady tononkira big jim da
1. tidason
(
18/05/2007 05:18)
Miarahaba antsika rehetra.
Sao mba misy manana tononkiran'i big jim da amin'ireto hira 2 ireto.
-gasy toa anao tooh
-jaolahy amin'ny andro antoandro
Toa mba tsara ihany mantsy ny zavatra lazain'io hira io.
De efa misaotra mialoha e!
Tidason
2. Fiffi
(
18/05/2007 05:57)
indrisy fa na de le mpihira aza tena tsy aiko....
3. tidason
(
22/05/2007 05:50)
Salut,
misaotra ihany na de zany aza e. Tsy maninona
Tidason
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0468