iza no mpihira ity

1. melody ( 16/05/2007 18:50)
Ny foko tia, hoanao doria.... dia tsy haiko intsony nefa mba tena tiako be mintsiny, izay mba mahalala moa o!m'ci
répondu par Fiffi le 17/05/2007 14:55
2. Fiffi ( 16/05/2007 18:52)

Ny foko tia, ho anao doria
Tsy miova mandra-maty ho anao
‘Zao rehetra izao, ny voary koa
Miombo-peo amiko, ho anao
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy ahy
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy anao
Ho eo anilanao, ny andro-pianako
Na ho tomany, na faly koa
Ny eo an-tsandrinao no hasambarako

Vola sy Noro
3. melody ( 16/05/2007 18:56)
m'ci akia Fiffi a:-*:-* manja be ilay hira o?
4. Fiffi ( 16/05/2007 19:57)
melody: humm....tena tiako be akia io hira io an ! tsy satry ny mihaino an'io zah ! :) :-*:-*:-*:-*:-* ndao isika sy ndry ihira an'io miaraka de ataontsika 1ère sy 2ème voix ! :) humm.....
5. melody ( 16/05/2007 20:14)
ndao ary, indry izany vola dia izaho i noro:-D:-D
6. Fiffi ( 16/05/2007 20:24)
:-D:-D:-D tsy ratsy kah ! :) :-D:-D hummm.....
7. melody ( 16/05/2007 20:53)
toa hampimé ihany koa:-D:-D:-D
8. sitlo ( 16/05/2007 20:57)
de ho an'iza ilay hira amin'io? :-D
9. booboo ( 16/05/2007 20:57)
laozanareo mihomehy ndray ve nefa ny be sy ny bobaka efa naka toerana aby hihaino tssssssssss
10. sitlo ( 16/05/2007 20:58)
melody sy fiffi vee no miara-mihira tsy manoatra noho ny kakakaka kaiamba.
11. Fiffi ( 16/05/2007 21:11)
sitlo: dainnnn :evil::-D:-D:-D:-D mialona nga ? :-D:-D:-D
heu....sa hiaraka ihira am-nay ? de mba misy feon-dahy :-D:-D:-D
booboo: efa vonona ny ihaino anay ndry ? humm...ao aza ...:)
12. cutie ( 16/05/2007 21:19)
tsara akia io hira io ry melody a :lol:
13. melody ( 16/05/2007 21:24)
hiaraka hihira aminay koa ve indry ry cutie a?
Fiffi: vôraindry ve?
14. cutie ( 16/05/2007 21:27)
za ratsy feo koa :-D ( mamalana)
15. melody ( 16/05/2007 21:39)
dia mijery fotsiny indry izany kou!:-D:-D
16. cutie ( 16/05/2007 21:44)
:cry::cry::cry::cry::cry:
17. melody ( 16/05/2007 21:47)
kou indry milaza ratsy feo kou, atao inn fotsiny=))=))=))
18. cutie ( 16/05/2007 21:48)
tsy mba hampianarin-jy mihira nga za :lol:
19. melody ( 16/05/2007 21:53)
ao fa hampianarinay ary e....:)
20. cutie ( 16/05/2007 21:57)
rahoviana :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0534