tsara tsodrano
1. mandarinina
(
19/04/2007 10:33)
Miarahaba !!
ilay hiran' i mahaleo tsara tsodrano iny mangataka ny tonony misaotra e!!
ilay hiran' i mahaleo tsara tsodrano iny mangataka ny tonony misaotra e!!
novalian'i ftma ny 19/04/2007 12:18
3. ftma
(
19/04/2007 11:32)
hery: tsy misy ao fa efa nojereko :wink:
misy tonin'io hira io ato http://www.dailymotion.com/rated/Charlesramaroson/video/xhttx_tsaratsodrano/1 ao amin'ny commantaire no nampetrany fa tsy mety mahasokatra ireo commantaire voalohany ao fa any ilay izy.

4. lanto
(
19/04/2007 12:01)
Misy ao ka ! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2096
5. ftma
(
19/04/2007 12:18)
lanto: nefa efa nitady aho fa tsy hitako :wink:
gamba diso fanoratra indray :lol:
gamba diso fanoratra indray :lol: