Metaly Malagasy
1. pimaso
(
26/04/2007 08:56)
Fisaorana mitafotafo no atolotra an'i "Milon, Lallah ary Eric" Kazar : fa reussi glacier tanà
Manantena seho @ toerana lehibe kokoa, antsahamanitra , roxy , ou kianja mitafo mahamasina
Dia mba hisy isan-taona ny seho eto dago e!
;-)

novalian'i pimaso ny 18/05/2007 14:39
5. pimaso
(
26/04/2007 13:56)
ny saina aloa voalohany indrindra;
dia ny vatana : efa hainareo ihany iny;
dia ny fanahy indrindrindrindra
tsy mahavita mikarakara anareo anie raha flegma e!
firy kg tokotrany moa ndry?

6. bazylou
(
28/04/2007 22:21)
hay ve mbola velona any ihany :-P:-P:-Pizany kazar izany e!!! eh bin, comme quoi.....
7. pimaso
(
30/04/2007 13:49)
"Kazar" vont fêter leur 20 ans de musique cette année :
- en fait le groupe se divise en 02 :
* une partie travaille en France : Mylon (le leader), avec fidi ( guitariste ), dales
* une partie reste à dago : lalah ( drums ) et eric daveson ( bass );rolland (L2K
ny kazar mbola kazar ary milay hatr@ farany fa ny hoe mpanjakany kosa aloha efa ela no tsy izy intsony e... dia ohatr'izany koa ny hoe milon varatra be, dia marina fa tena mbola milay leiry fa ny hoe varatra be efa voasongona efa elabe koa leiry raha guitariste métal no resahina...
Vocals t@ 80 :fidy namorona an'i kazar sy ra-newton zandriny ; ka Milon (mbola bassiste izy t@ izany)... dia rehefa niditra i Dom (bass) dia nivadika guitar 6 cordes leiry fa i Dom no lead vocals fa backing sisa leiry...
tao koa, vonia, dalesa, andry, rolland (L2K
dia rehefa nisolo indray dom an'i Eric dia niverina lead vocals indray leiry fa backing eric...
Dia izay ny historique simplifié dia izao 20ans de scène izao
Ok

8. tsimatimanota
(
30/04/2007 14:52)
Ny resaka entiko manodidina an'io Rock sy metaly io d izao : ny mpiasa @haino aman-jery eto Mdagasikara mihitsy no TSY MAHAY nininnn daholo daholo.
Ny antony : tsy mahay mihitsy ry zareo mianakavy manasokajy hoe : inona no atao hoe rock, jazz, rap, hip hop, variété. Hany ka rehefa tonga @reny karazana émission fizaràna trophée reny( RTA HIT PARAD AWARDS, RDJ MOZIKA 2006...) dia lasa voaray any antain'ny sokajy tsy tokony hisy azy koa le mpihira.
Za mihaino Ambondrona fa tsy miondana Ambondrona. Amafisiko fa tsy azo kilasiana ho ROCK PUR Ny mozika lalaovin'Ambondrona. Ireny no hatao hoe POPROCK aminy. Izany hoe : Rock ampiana piment - mety ho slow, jazz, classik, gadona hafa- @zay lasa mivelatra any gadonkira hafa ilay "touche Rock" , ary lasa azon'ny olona rehetra henoina le izy na tsy mpakafy Rock pure aza. Lasa "varié" ny mpihaino azy.
Tanjon'ny mpihira ny hahazo vola ka. Mpanao mozika izy, na hiteny aza ny mpanao gazety hoe mpanao Rock (tout court) ny Ambondrona an, tsy handà mivantana ry Beranto satria zay no mampalaza azy.
Fehiny,ny zavatra rehetra eto Madagasikara momba ny asa fanaovangazety dia manimba tanteraka ny fahalalàna sy toy izay satria MITENITENY FOANA daholo ny analyse rehetra miainga - na mozika io, na sport io , na économie io, na pôlitika io, ninninnn e...- hany ka lasa biaisé ny vao² voarain'ny olonan. Ka na hita fa Groupe mpilalao mozika variété zao ary d lazaina fa manao jazz na manao rock satria maheno gitara overdrive matetika ao anatin'ilay hira, na maheno contre temps kely fotsiny any anaty hira any

9. Tenio
(
01/05/2007 09:38)
ho ela velona anie ny metaly malagasy sy ireo lava volo mpakafy azy:):)
10. pimaso
(
02/05/2007 06:23)
Tenio,tsimatimanota > Ho ela velona ny metaly
tsindriako kely eto fotsiny fa efa nanapa-bolo ny 90% ny pro @ metaly, "le devoir oblige" oblige hoy ny vazaha, izaho izao t@ 17 ans no lava volo farany,
ny cadre professionnel tsy mipermettre ny personnalité individuelle fa il faut s'y adapter,
Mahafinaritra rehefa tsy maty ny kolo-tsaina rock, satria ny Foto-Kevitra ny antsika no "MAvesatra sy Mafy mila tsy ho tantin'ny olona", izay ilay Vatolampy ( rock) , miampy Vifotsy manjelatra ( Metal ) , fa tsy ilay endrika ivelany asehon'ireo mpandoto rano fotsiny, mody mampiasa effet kely dia manao t-shirt "maiden" dia mitabataba sy mitsambikina,
Aiza re ny andron-dry : rabita ( kadradraka 2000 )Ramâo ( lokom) , egoray ( apost ) sy hemirah ,
...
Misaotra antsika rehetra e!
Tohizo ny dinika

11. Fiffi
(
02/05/2007 07:08)
bazylou::roll::roll:
hay ve mbola velona any ihany :-P:-P:-Pizany kazar izany e!!! eh bin, comme quoi.....
12. pimaso
(
02/05/2007 11:40)
comme :
Metallica en Amerique,
Sepultura au Bresil,
AC/DC en australie,
U2 en irlande,
cradle of filth, dimu burger, ...
"it shall be writen, it shall be done"...
"Don't tread on me"

13. mpamonjy
(
02/05/2007 12:59)
En fait,
Ary raha hampivadiana ny Rock, metal sy ny vakoka malagasy,
mba hanome "Metalloka" na "vakorock"
c'est original
on verra

14. xl
(
07/05/2007 07:07)
Metallica hanao live ao Afrique du Sud
Quelle chance les sud Af?
izay maharitra vadin'andriana e!
;-)
;-)
;-)
Quelle chance les sud Af?
izay maharitra vadin'andriana e!
;-)
;-)
;-)