Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
ricky sy rotsy
1. cmbolatiana
( 11/04/2007 10:50)
Manahoana daholo e !
Mba tiako ilay hiran'i Ricky sy Rotsy iny fa mba omeo tononkira aho izay manana e ! tsy tadidiko ny lohateny fa izy misy hoe... ilay tsikinao manitra fitiavana e
Misaotra mialoha e
Hamaly
novalian'i
cmbolatiana
ny
24/04/2007 11:36
2. cmbolatiana
( 13/04/2007 10:58)
MbĂ´ meo moa e !:?
Hamaly
3. cmbolatiana
( 24/04/2007 11:36)
Ohatran'ny tsy Rotsy ny anaran'ilay miara-mihira aminy fa tsy tadidiko
Mba omeo an'io re ze manana e:{
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.109