hangataka tonon-kira

1. jaona ( 11/04/2007 07:50)
Sao dia mba misy manana ilay tonon-kira sady hatsiaka iny, kalon'ny fahiny ilay izy. Tsy haiko ny feony fa misy izao ilay izy: Manokombary olona ny ao antanana ka mangingina a! ny gisa ny gana ny akoho efa nampidirina.... . dia tsy haiko ny tohiny misotra ho an'izay mahita azy io e! mahafinaritra tokoa ny mihaino azy io.Ny RNM fahiny no mpandefa farany.
dia mametraka ny veloma indray ary e!
2. dores ( 11/04/2007 09:08)
Mba mitady tononkiran'i Ndondo & Tahiry ilay hoe "bye bye love" izay mety manana azy svp. Merci d'av
3. IDRIS ( 18/04/2007 05:02)
(l)Mba miangavy an'izay mahafantatra ny tononkiran'i Jean aime farany hoe: Tsy baban'ny zanakanao. mba alefaso haingana.misaotre
4. TianaLalao60 ( 26/03/2023 11:26)

jaona:

Sao dia mba misy manana ilay tonon-kira sady hatsiaka iny, kalon'ny fahiny ilay izy. Tsy haiko ny feony fa misy izao ilay izy: Manokombary olona ny ao antanana ka mangingina a! ny gisa ny gana ny akoho efa nampidirina.... . dia tsy haiko ny tohiny misotra ho an'izay mahita azy io e! mahafinaritra tokoa ny mihaino azy io.Ny RNM fahiny no mpandefa farany.
dia mametraka ny veloma indray ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6012