Mba mihetsiketse.
1. Stretch
(
03/03/2007 20:35)
http://3.upload.dailymotion.com/visited/search/rock%2Bthis%2Bparty/video/x8jxc_bob-sinclar-rock-this-party
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 07:06
4. sitlo
(
03/03/2007 20:57)
:-D
saoulin soccer, nalaza ery iny film iny fa tsy nisy an'io lioana io aloha eh.
Ity ho anao http://www.dailymotion.com/visited/search/the%2Bproclaimers/video/xfhye_the-proclaimers-im-gonna-500-miles
saoulin soccer, nalaza ery iny film iny fa tsy nisy an'io lioana io aloha eh.
Ity ho anao http://www.dailymotion.com/visited/search/the%2Bproclaimers/video/xfhye_the-proclaimers-im-gonna-500-miles
6. Stretch
(
04/03/2007 14:41)
tian'ireo feeling reo ko nga ky ndry ry andry ?
mafinaritra . ny andro maraina ny mapalahelo.
mafinaritra . ny andro maraina ny mapalahelo.
16. Stretch
(
04/03/2007 22:40)
inn ndray no tian'ny mpanoratra lazaina ?
na ny mamiratra aza
no anambazana ahy
tsy hahasarika ahy reo
fa ianao . . .
:lol:
na ny mamiratra aza
no anambazana ahy
tsy hahasarika ahy reo
fa ianao . . .
:lol:
19. xxx
(
07/03/2007 06:40)
sitlo:
aleo aloha atao style fiffi kely
[center][/center]
saika entiko mody lemamiratra fa efa tsy tian'i stretch ihany :)
20. Stretch
(
07/03/2007 07:06)
hein ! tena mataotra be a oe tena lasa manao xxx fiffi fa mangalatra ny style ny i sitlo.
aza hitako aza mahita a,
pou pou pou .
fiffi be fitiavana raha sanatria ka nofy
ka indry no manao xxx
de ho zary lasa haolo ty serasera ty.
:-w
ra mahasoa an hafa angé le mapirapiratra
tsy maninn fa ameko ambongadiny,
tsy maninn fa livreko à dom.
:wink:

[/center]