phenomene du moment

1. xxx ( 12/01/2007 00:14)
Groupe WISDOM IN MEMORY!!!!
Tsara bé lé hira sy lé clip!!
J'adore et j'adhere.......
Tohizo hatramin'ny farany ôo!!!(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)8O
Ho anizay mbola tsy nahita dia izy ilay groupe en page d'acueille-n'ny RadioVazoGasy! geniaaaaalllll
ito misy lien:
http://www.dailymotion.com/nosmaillyyou/video/xxwtz_zanaka-adala
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 14:18
2. wills ( 12/01/2007 00:15)
io lé teneninay etsy ambany hoé video gasy milay bé fa tena tsara lé hira sady mahay milalao kosa lé bandy ko!8O
Mazoto
3. Fiffi ( 12/01/2007 06:32)
milay kah ! :)
4. Stretch ( 14/01/2007 07:52)
(l) (l) (l)
fa maninona ny anaran-dry zareo no natao an'zany hoe :wisdom in mem zany ? fa anga tsy gasy ?
5. tywa68 ( 14/01/2007 11:11)
xxx : tena mahay ilay groupe fa d miandry ny manaraka indray zany !
6. Fiffi ( 14/01/2007 12:06)
ka mba zay no hitiavany ny anarany koh ! fa milay an !
7. nosmaillyyou ( 14/01/2007 21:02)
ny dikan'ny hoé wisdom in memory dia zao:
Wisdom=sagesse en grec hoé sophia ou sophie
Izy ro pihira ireo dia kamboty satria maty nisy namono il y a 5 ans ny reniny ki s'appelait SOPHIE.
D'où le titre WISDOM IN MEMORY qui veut dire en memoire de Sophie :)
Fa tsara alo lé hira é!
Merci
8. Fiffi ( 15/01/2007 14:18)
hummm......tsara be kah !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7108