tena masaka be ity
1. bazylou
(
12/01/2007 00:55)
ry zareo a!! izaho aloha tsy contren'ilay mividy na manao abonnement hira e!!
www.hhdago.net
www.hhdago.net
répondu par Fiffi le 14/01/2007 12:04
3. jentilisa
(
12/01/2007 16:19)
o Ra >Bazylou a! toa mampiditra virus be dia be hoe ity vohikala entinao eto hoy kitjo?
5. Fiffi
(
12/01/2007 18:40)
:-w:-w ny ahy aloha de nanokatra fa ny page voalohany hiany no nojereko ....soahiany zany an !
6. bazylou
(
12/01/2007 23:42)
izaho kosa aloha dia tsy hitsikiloizay virus any e!! hitako fotsiny dia nozaraiko!! dia ario rehefa hitanao ny page d'accueil dia izay!!
8. tywa68
(
14/01/2007 11:09)
tsy aleoko ihany lay Zanaka adala ao @ radiovazogasy sady tsara no tsy manome virus !:wink:
