tena masaka be ity

1. bazylou ( 12/01/2007 00:55)
ry zareo a!! izaho aloha tsy contren'ilay mividy na manao abonnement hira e!!
www.hhdago.net
novalian'i Fiffi ny 14/01/2007 12:04
2. Fiffi ( 12/01/2007 06:31)
@ zay mba tsy mati-antoka ny artista...
3. jentilisa ( 12/01/2007 16:19)
o Ra >Bazylou a! toa mampiditra virus be dia be hoe ity vohikala entinao eto hoy kitjo?
4. miarina ( 12/01/2007 16:37)
hay za koa tratra ... soa ihany fa any société fa tsy anah le ordi
5. Fiffi ( 12/01/2007 18:40)
:-w:-w ny ahy aloha de nanokatra fa ny page voalohany hiany no nojereko ....soahiany zany an !
6. bazylou ( 12/01/2007 23:42)
izaho kosa aloha dia tsy hitsikiloizay virus any e!! hitako fotsiny dia nozaraiko!! dia ario rehefa hitanao ny page d'accueil dia izay!!
7. Stretch ( 14/01/2007 07:45)
:evil:
8. tywa68 ( 14/01/2007 11:09)
tsy aleoko ihany lay Zanaka adala ao @ radiovazogasy sady tsara no tsy manome virus !:wink:
9. Fiffi ( 14/01/2007 12:04)
anjekaky oooo :{:{:{ pop up zany an ! feno ny ecran klé ! shhhhh !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2708