¿mangataka an-ti vazo ity ho ao am rvg?
1. salmo
(
13/12/2006 18:01)
Rebika - tsy misy miala
...Tsy miala eo ry akama,
fa samy tary am tanana
ny ho kivy sanatryyy
veleso ny amponga hiara-mandihy...
...Tsy miala eo ry akama,
fa samy tary am tanana
ny ho kivy sanatryyy
veleso ny amponga hiara-mandihy...
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 17:59
2. Fiffi
(
13/12/2006 18:09)
salmo: fa tsy eto no hangatahana azy fa eto .....raha ohatra ka tiana henohina sa ny tonony ? http://radiovazogasy.com/
3. salmo
(
13/12/2006 19:15)
aho:
mangataka an-ti vazo ity ho ao am rvg
fifi avy eo:
raha ohatra ka tiana henohina sa ny tonony?
:^)=))=))
7. lanto
(
17/12/2006 13:42)
salmo> "ts'isy miala" an'i Rebika io ? Tsy misy ao am rvg, fa raha hitan'i rbkfoana ito mety homeny tsika :)
fiffi> efa tsy vahiny am fandaharan-kira i salmo :)
fiffi> efa tsy vahiny am fandaharan-kira i salmo :)
