tononkiran'i Thiere Bruno rehetra?
1. clarrydimbisoa
(
21/11/2006 10:44)
Bonjour
mitady ny tononkiran'i Thiere Bruno rehetra aho raha misy azafady?
Merci!:)
2. Fiffi
(
21/11/2006 12:21)
mba tsidio hiany ao @ tononkira fa ao daholo ny hirany eh ! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=260
3. clarrydimbisoa
(
23/11/2006 13:43)
Fiffi:
mba tsidio hiany ao @ tononkira fa ao daholo ny hirany eh ! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=260
Misaotra betsaka tamin'ny toro-hevitra fa vao haingana zah no niditra tamin'ny serasera dia tsy hitako ilay izy. Merci!!!:)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0425