Artista sy Hira

namnsoa ( 03/06/2006 07:46)
tovoj'hay sy ambondrona:(... tohiny
mandrindra ( 01/06/2006 12:56)
mitady tononkira maro miara amin'ny tondrompeo raha azo atao. anoatr'ireo 4 izay efa ao amin'ny takelaky ny tononkira. ny mombamomba ny mpihira raha misy mahalala. misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i pissoa ny 05/06/2006 11:08
Mitsikifoana ( 01/06/2006 09:10)
Tiako be ilay hiran'i JerryMarcos hoe amboara saosy iny fa mba mangataka e! Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:21
Santiona ( 31/05/2006 14:36)
ry zareo a! misy hira mlay B zay nataon'i Bodo t@ concert farany teo. Babo tanteraka aho. "Hymne à l'amour dramatique" hoy ny gazety izay. "hisaraka" na "fisarahana" no lohateny. Izay manana ton... tohiny
novalian'i cutie ny 06/07/2006 17:43
LazaRandri ( 30/05/2006 22:51)
'ndao fa entiko ianao Faly aho rah hitanao ilay saha...Malaysia Ny andro efa hariva Efa manery antsika Andao 'ty trano kelyyyyi Trano kely...Malaysia => dia lasa ny saiko hoe inona ny mahas... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 05:17
LazaRandri ( 30/05/2006 22:16)
otrinona izao ny hofan'ny piano sy drums (perkissssio) matanjatanjaka eto Antananarivo eto? Ary ny hofan'ny keyboard? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 05:17
MTN ( 29/05/2006 16:33)
Tsy haiko na Lolo sy ny tariny na Mahaleo na ... no mihira ity. Fa tamin'ny radio Don Bosco tany Dago ihany aho naheno azy. sao misy manana ianareo. Zovy no tsy mahalala fa ny fitia tsy lalao Zo... tohiny
mbolatsara ( 29/05/2006 13:14)
Bonsoir !!! Mangataka tononkira azafady !!!! Majunga ve ??? Hira kalon'ny fahiny io hira io,ilay misy hoe , inona no hiraino ô !! iza no tanataraina Avaratra andrefana no misy azy ... tohiny
novalian'i Andii ny 05/06/2006 04:59
zandrikely ( 28/05/2006 18:06)
ndao mbahivazo kely ndray e ra latsaka ny orana zany havako izany iiiiii... tohiny
dragon2madagascar ( 28/05/2006 01:16)
Salama e! Matoa mamaky an'ito dia mpisovaly internet zay... Internet no loha-hevitra vaovao ao @'ny takelaka Malagasy Poli-zika http://dragon2madagascar.over-blog.com/ Miatomboka @'ny hoe: "... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 10:49
tsimatimanota ( 26/05/2006 09:56)
Ahoana ny fahitanareo ny firaisana faobe?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/05/2006 05:26
rabilabila ( 26/05/2006 07:40)
iza avy no handeha hiaraka amin'i Dadah-Bodo-Bekoto amin'ny 16 juin ao Paris ? Sambatra ianareo aloha fa izahay aty Ambanivohitra aty mba miandry zavatra ohatran'izao e!! Milay aloha ilay formule indr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/05/2006 05:27
pissoa ( 25/05/2006 08:29)
Misy mahay io hira io ve? [n]Nofinofy[/b] no lohanteny fa tsy tadidiko ny mpihira. Ilay izy fotsiny misy oe: ... Saingy nofinofy ihany Izany rehetra izany Efa hatry ny ela be Izy no voafehy ..... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 04:00
fasaly ( 24/05/2006 15:09)
mba alefaso eto hoe ny tonon'io hira io zay mahay??? "io eny lay sambo de gera nohentin'i baininay tany an-dafy a! (mahaleo):wink:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 04:31
lemenakely ( 24/05/2006 15:01)
Mbà mitady izay manana ny sarin'ity mpanakanto gasy ity ny tena moa efa zokinjokiny ihany mbà mpankafy ny hirany fa dia tsy mbola nahita ny sariny. ... tohiny
novalian'i Andii ny 05/06/2006 05:24
Fiffi ( 24/05/2006 08:13)
Mba mangataka ny tonon'ireto hira ireto aho sao dia mba misy mahalala . Dia hisaorako anareo mialoha.:-* Hisaraka isika ka andeha hifanahafatra Hifampi-tso-drano ary koa hifandao............. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 11:08
cutie ( 24/05/2006 00:14)
Sao misy mahay an'io tonon'ny hiran'ny RR Majunga io nareo ?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 04:51
tsiahi ( 23/05/2006 11:12)
mba misy mahala ny tonon'ilay hira hoe tambatra ve , ary aiza no mety ahitako azy .. Toa ophatry ny hiran'i Vola sy Noro no fiatombohany : tiako ny eo .......... misaotra mialoha he... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 03:03
hps ( 22/05/2006 17:45)
mba mitady ilay hiran'ny rackiky ilay mirakitra ny tantarany iny ka tsy haiko na rojo vy,na tady vy ny lohaten'ilay hira;misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i sisca ny 07/06/2006 09:13
mialydu13 ( 22/05/2006 10:41)
mitady hiran'i tselatra, tsy haiko ny titre fa manomboka @ hoe >> ande hody ianao rahampitso, dé malahelo lé bandy. mba omeo ra mba manana. misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 10:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5508