Artista sy Hira
mialydu13
(
22/05/2006 10:41)
mitady hiran'i tselatra, tsy haiko ny titre fa manomboka @ hoe >> ande hody ianao rahampitso, dé malahelo lé bandy.
mba omeo ra mba manana. misaotra mialoha...
suite
répondu par Fiffi le 26/05/2006 10:02
caramel
(
22/05/2006 06:40)
naôna daôly:oops: hi!hi! menatra b za fa zay za vô maita nareo :lol:
zao e, mitady ny tononkiran'i Bodo, tsy haiko na io mintsy ny lohateny fa misy an'io @le izy "ampamoizo aho fa mafy sy mangidy ...
suite
répondu par Fiffi le 31/05/2006 03:42
Herimiafina
(
21/05/2006 19:42)
Tononkira roa no tadiaviko, izay samy hanembonambonako ny lasa tsy adinoina sy hamelombelomana ny ho avy andrandraina.
Ireto avy izy ireo, ny mombamomba azy ireo:
Hira voalohany: Tarika Raberant...
suite
répondu par Fiffi le 27/05/2006 04:53
zandrikely
(
19/05/2006 17:39)
répondu par cutie le 23/05/2006 21:16
ainafitia
(
19/05/2006 14:49)
Tena mba nafinaritra ahy ry zareo le tononkiran'i Ratary hoe "nataoko ihany" iny ka mba mangataka aminareo za ra mba misy mahay na manana e!...
suite
répondu par namana211 le 06/06/2006 08:20
Onira
(
17/05/2006 14:29)
Tena tiako io tononkira io ka mba alefaso raha mba hainareo e!
...
suite
répondu par Fiffi le 18/05/2006 05:11
victime101
(
16/05/2006 10:25)
Ô! gorisagorisa
ah! karantsakarantsakan'alan'akondro..
hiran'i TPLKL JEAN FREDDY io angamba no hira gasy fohy indrindra:-D:-D...
suite
répondu par Fiffi le 17/05/2006 05:02
ainaheri
(
15/05/2006 08:54)
Za ry reto mba mamadika tele iany fa tsy mety maita mpihira gasy mihitsy fa d manin lotra re nefa d mba misy manana ny lazany iany anie ao ee!!
Aiza ka reny afrikanina tsy d tsara hira ireny aza mand...
suite
répondu par Fiffi le 18/05/2006 17:18
vato
(
14/05/2006 13:49)
Karakôry jiaby!Mba mitady ny tonokiran'ny Dondolah & Tahiry hoe "Ela ny ela" sao mba misy namana manana e!
M'saotr'ô!...
suite
répondu par Fiffi le 14/05/2006 14:08
pissoa
(
14/05/2006 10:00)
Misy hira henoiko ato de tsisy haiko na le hira na le mpihira na ny titra :-w fa misy we
Atolotro ho anao ity hirako ity
Ry ilay tambanivohi-dahy
Hany nanome ahy fotsim-bary
Fony aho maty mosary...
suite
répondu par mandrindra le 13/06/2006 07:31
tatchou
(
13/05/2006 15:55)
Manahoana daholo,
Mba mitady ny tonon-kiran'i Lalatiana sy Haingo hoe Tia mozika, izay manana e !
Dia misaotra mialoha...
suite
répondu par kiris le 10/06/2006 09:27
cielbleu
(
12/05/2006 14:11)
je ne marche+droit,je fé n'importe koi
jé devant moi1mur ki m'empêche d'avancer
le réveil est brutal, les nuits baignées de larmes
et je suis coupable à condamner:arrow:
jé perdu la directi...
suite
répondu par Fiffi le 13/05/2006 12:33
Ninisa
(
12/05/2006 12:01)
répondu par Fiffi le 12/05/2006 13:02
hery
(
12/05/2006 07:37)
Ho antsika izay tia Ambondrona... Navoakan'ny Radiovazogasy.com ho azo henoina ireto hira dimy ireo izay nalaina tamin'ilay album vaovaon'ny tarika Ambondrona
1. Ambondrona - Tohizo ihany (5:22)
2...
suite
répondu par fasaly le 13/05/2006 02:45
arson
(
11/05/2006 12:19)
Raha mba azo atao re dia mba mangataka ilay tononkiran'ny BODO HOE "ILAY FITIAVANAO" sy ilay an'i ART'RINDRA hoe"FITIAVANTSIKA"
omeo raha misy e!azafady indrindra =D...
suite
répondu par Rainimala le 21/06/2006 19:10
booboo
(
10/05/2006 13:35)
Mitady zay mety ho tonon-kiran-dreo zà azafady ô ( Tsiahy, Tsy kivy...). Sady misaotra mialoha ihany. ...
suite
répondu par nik le 13/06/2006 12:41
aimelisa
(
10/05/2006 11:16)
Salut daholo ry reto a!
Saika mba hanontany fotsiny zà hoe : sao dé misy manana dikan'ny hiran'i TATA RAHELY ianareo, na misy mahay dé mba andikao re zà fa mba misy ilàko azy maika a!
Misaotra ...
suite
répondu par Fiffi le 10/05/2006 18:09
ravatorano
(
10/05/2006 08:45)
nalaiko tao amin ny gazety express nivoaka anio 10/05/2006 izy ty ary dia tebny frantsay ranoray fa ialako tsiny indrindra :
Justice -L'organisateur des concerts de Makoma reste introuvable
Les pr...
suite
répondu par Fiffi le 10/05/2006 09:50
Samoana
(
09/05/2006 12:21)
-Manimanina an'i Neny aho izany ( Barijaona )
-Hafa ihany i Mama ( Bessa )
-Na volamena na safira ( Mamy Gotso )
Inona koa ny hafa fantatrareo?:wink:...
suite
répondu par Samoana le 29/05/2006 11:45
johnny
(
08/05/2006 16:24)
akory aby,
sao mba misy mahalala ny tononkiran'i Ny Ainga le hoe "kôzy vré" nareo sy le hoe "fanantenana" na koa hoe "tsy hoe tsy fitia...". efa nitady tato aho fa tsy misy ato na iray aza. miara...
suite
répondu par pissoa le 18/05/2006 17:28
