Artista sy Hira
lanto
(
30/03/2006 10:32)
Misy hira maromaro misy titre fa tsy misy mpihira ao am RVG.
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=xxx
Raha sendra misy hainao dia mba lazao eto ange hanitsiana azy e! Misaotra mi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2006 11:41
TYNOS
(
29/03/2006 07:46)
Ahoana marina 'reto iny resaka LUCK DUBE teto @tanàna iny an!hoe ho tonga hono nefa htr@zao;zahay mpankafy manokana zao efa nitsangam-bola nefa inona ny teo;nefa anie ny mpnao gazety na am-bava na an...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/04/2006 11:54
fijo
(
29/03/2006 03:25)
dia vita tamin'ny asabotsy teo ny dingana taty marseille.
raha ny fampisehoana aloha,dia tsara noho ny tamin'ny herintaona.satria tamin'ny herintaona dia nisakanana ny dingana faharoa,fa tamin'ity di...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 18:11
fytiana
(
28/03/2006 21:24)
Manasa antsika rehetra izay mankafy ny mozikan'ity ranamana ity mba ho avy hanotrona eny @ Espace Jeanni Soavinimerina ny 02/06 ho avy zao @ 9 ora alina ka Samoëla no manomboka azy dia avy eo misy or...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 09/04/2006 08:52
xxx
(
27/03/2006 15:31)
MIARAKA VE IRETO ARTISTA 2 IRETO ? mba question tsotra fotsiny na curiosité e ny tena moa aty ivelany aty dia mahita azy ireto inséparables:-D:-D ...
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28970...
tohiny
novalian'i mirrinna ny 06/04/2006 10:54
soasoafy
(
27/03/2006 05:36)
Mba mangataka ny tononkiran'ny HAODY RY ANALAMANGA e, de misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 13:05
sakaizakely
(
25/03/2006 19:38)
Iza re no mba mahatadidy an'ity hira ity e ? Tsy tadidiko ny lohateniny
Misaotra mialoha izay afaka manome indice na ny tonony en entier.:-*
fahatsiarovana ny andro iray
..... ny eritreritrao
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2006 06:18
jentilisa
(
25/03/2006 06:51)
Misy manana ny io tononkira io ve? Tsy mahita manko aho ao amin'ny tononkira serasera e!...
tohiny
novalian'i rurik ny 31/03/2006 14:00
kiadytsilaitra
(
25/03/2006 05:36)
Manao ahoana daholo ry zareo a! Ho an'izay tsy mbola nahita dia tena manentana mafy anareo aho hitsidika ilay site [b]malagasy poli-zika[/b] ao amin'ny liste takelaka hafa fa tena henjana ilay kofy na...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2006 06:19
tomJoad
(
24/03/2006 09:39)
Salama daholo ho an'ny namana,
Izaho dia tena mpakafy an'i lolo sy ny tariny. @ ilay hira hoe raditra . Inona moa no tena dikan'ilay teny hoe baoro hitako @ tonokira.
Io Raditra fa mipitrapitra
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 05:55
pral22
(
23/03/2006 15:01)
SALUT DAHOLO
MBA MITADY AN' ITY PAROLE N'ITY HIRA ITY AHO RAHA MBA MISY MANANA
MBA ALEFASO AO @ LIFEASE22@YAHOO.COM RAHA AZO ATAO NA APETRAHO ATO AMIN'ITY SITE ITY
DIA MISAOTRA BE TSAKA INDRINDRA...
tohiny
novalian'i pral22 ny 24/03/2006 15:35
cmbolatiana
(
21/03/2006 10:15)
Mba omeo tonokiran'i Jean Rigo Ambilô zaho ...
tohiny
novalian'i djohary ny 16/05/2006 21:36
atmos
(
20/03/2006 19:33)
Sao dia mba misy manana ny mp3 an'ilay hira manao hoe ... Hitety vohitsa aia le ko manina, Toklakandra tsa magnila hoa, sns... tsy ananako ny titre fa hira mifangaro ilay izy io (medley) misaotra mial...
tohiny
novalian'i rurik ny 31/03/2006 14:02
yanliirah
(
19/03/2006 06:30)
salut dôli
mba fantatrareo mo fa raha hira avy any @sisiny d iny no tena nanaitra ny foko ary tena tiko fa mba ampio aho @fitadiavana le tonony fa efa nitady tato aho fa ts misy ato raha ts diso zah...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2006 08:57
Dridrangilo
(
18/03/2006 18:00)
Mba omeo ilay tononkiran' i Tsimoka ilay "Samia mamoy"...
tohiny
novalian'i valie ny 19/03/2006 15:24
zandrikely
(
18/03/2006 16:58)
iza no mba mety manana ny vazon'i jeneraly e ,mba mitady zay mahita e...
tohiny
novalian'i kiadytsilaitra ny 25/03/2006 05:40
Fiffi
(
17/03/2006 16:19)
Fa tena mahay kosa aloha ny tarika Mahaleo an! na ny fihirany , na ny zava-tsoa hataon'ny tsirairay ho an'ny Malagasy , tena deraina eh!http://www.madanight.com/viewarticle_663.htm
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 17:18
Dridrangilo
(
17/03/2006 09:09)
Sao dia mba misy manana ilay tonon- kiran' i Tsimoka hoe "Samia mamoy" ianareo dia mba alefaso ao @Tono-kira anie azafady na alefaso eto ihany. Misaotra @fanampiana...
tohiny
novalian'i rurik ny 01/04/2006 08:28
jentilisa
(
16/03/2006 07:53)
Misy maromaro ry zareo ankehitriny ny manao clip any an-dafy any. Saiky ny artista misy lazany rehetra moa dia mifandrombaka ny any Frantsa avokoa. Izao taorian'i Poopy, dia iny koa i Njakatiana fa na...
tohiny
novalian'i tia ny 11/04/2006 16:05
ambivotra
(
14/03/2006 13:10)
mba mila ny horonam-peon'iny hira iny aho ka sao mba misy toerana mety ahazoana azy eto Paris alohan'ny anafarako any Dago....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2006 05:25
