Artista sy Hira

xxx ( 14/03/2006 07:03)
Ny amerikana aloha hatramin'izao no mpiangaly fatratra an'izy ity. efa manomboka tsikelikely ny boay kely gasy toa an'i Marion ohatra de nedala hita ihany fa efa misongadina, ny tena olana kely hoy i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 06:46
hery ( 13/03/2006 14:07)
Misy tononkira vitsivitsy nampidirina tao amin'ny tononkira.serasera.org kanefa tsy fantatra ny mpihira azy. Sao dia afaka manampy ianareo hoe iza daholo no mihira an'ireto hira ireto? http://tononk... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 05:58
rajapim ( 12/03/2006 09:17)
izaho re mba mangataka ny tononkiran'i Dadah De Fort Dauphin a! veloma e!... tohiny
novalian'i Bariry ny 12/03/2006 23:53
bida ( 11/03/2006 22:12)
Mety ahazoana adresse ny Eric ve eto na mail. Ary lery ve tena lasa mpino tsara mihitsy sa hira fotsiny e???... tohiny
novalian'i PAQTE ny 18/04/2006 05:39
xxx ( 10/03/2006 13:48)
Mampalahelo!ary tsy hita izay ilazàna azy fa rehefa nandinika ny tenako dia refa maty vao ramalàla ny artista any amintsika oh:I RAKOTO FRAH ,azo atao hoe ngezalahy. Jereo anefa fa mandrak'ankehitr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/03/2006 05:32
Fiffi ( 10/03/2006 05:36)
RADO , poeta feno sy manan'amby: karazan-tononkalo maro no voasora-dRado.Sehatra tsy voafetra no hianahan'izany.Fo , saina , vatana , fanahy tsy voaisa no iantefany.Tsy nahitana trangan-javatra navaha... tohiny
novalian'i ponita ny 28/03/2006 08:33
mpitedry ( 07/03/2006 23:16)
Malagasy monina eto Parisy ny tenako. I Andry no fanampinarako. Miangaly ny mozika Pop Rock aho. Mitady mpitendry zava-maneno aho hahafahako mivelatra ara-kolontsaina : mpitendry clavier, gitara "solo... tohiny
novalian'i nosta ny 18/04/2006 04:45
onjah ( 07/03/2006 19:55)
Hono hoy aho ry zalahy mahay mitendry gitara sy mpametraka tondrompeo. Sao dia mba afaka manisy fanazavana fanampiny na torolàlana kely ianareo @ ilay fomba fikapoka ny gitara (Battement na arpège ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2006 04:44
xxx ( 05/03/2006 17:22)
Tizy Bone devient Y-Zit en solo http://www.musique.lycos.fr/mag/actu/article/news/54325/tizy-bone-devient-y-zit-en-solo... tohiny
novalian'i yoanne ny 15/03/2006 12:23
Optik ( 03/03/2006 16:41)
Azafady; sao de mba misy afaka manome ahy ny adiresy mail na numero telefôna an'i Jaky! Misaotra .... tohiny
novalian'i lapino ny 05/03/2006 20:35
pili ( 02/03/2006 10:33)
hono:lol hono:lol: hoa sao d mba misy mahafantatra ny adresse mail ny tarika Zay kay,d afaka miditra fan club an-dry zareo ve na d ts any dago ary,mba valio ho an'zay mahalala é,manantena anareo é... tohiny
pili ( 02/03/2006 10:27)
K'aiza daolo an,ny tarika ZAY ve,no comment fotsn,ndrindra fa i Nary,bogosy b mints izy sady mlay b foana ny hira foroniny,mankasitraka tanteraka é,tohizo ny hira & mozika ry zareo fa masaka b ah.mpa... tohiny
novalian'i iray ny 21/04/2006 08:49
chipoli ( 02/03/2006 08:18)
Miaraha antsika rehetra namana. Sao mba misy manana ny tonon'ilay hira KALVARY hirain'ny tanora Masina Itaosy isika namana fa tena mila hilaina maika io hira io ho fanomanana ny Paska. Dia misaotr... tohiny
novalian'i onjah ny 28/03/2006 11:40
dragon2madagascar ( 28/02/2006 18:42)
Salama e! efa henonareo ve ilay hira hoe "[b]Didier sy Marc[/b]"? Raha tsy mbola dia tsidiho ny takelaka "[b]MALAGASY POLI-ZIKA[/b]" izay hitanao ao @'ny lisitry ny takelaka hafa eto @ serasera.org ... tohiny
hery ( 27/02/2006 15:52)
Tsy niova mihitsy teo ilay hoe tondrom-peo farany tetsy amin'ny ankavanana (takelaka tononkira.serasera.org). Efa nahitsy dia efa mety tsara. Dia misaotra an'ireo rehetra mazoto mampiditra tondrom-p... tohiny
chrisramana ( 25/02/2006 21:46)
Manao ahoana daholo, Misy mahafantra site manana tablatures ( accords gitara ) hira gasy ve ato ? Izaho vonona handefa hira fantatro. Ito ny vohalohany : Kurde / Mahaleo --------------... tohiny
novalian'i ako ny 06/03/2006 17:10
tooki ( 22/02/2006 19:03)
Mbola misy mpanakanto mikolokolo ny kalon'ny fahiny fe eto Parisy eto... sa efa very sy lanin'ny taona? Raha sendra misy ... lazao aho...... tohiny
novalian'i tooki ny 02/03/2006 19:25
hery ( 22/02/2006 10:09)
Anisan'ny tanjon'ny eto amin'ny serasera.org ny mampahafantatra ny artista vao misondrotra. Izany rahateo no nanaovana ny Radiovazogasy.com izay mandefa ny hiran'ireo artista ireo amin'ny alalan'ny in... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/02/2006 16:43
Herimiafina ( 21/02/2006 22:47)
Mitady ny tonokiran'ny tarika Dillie. Io Hirahirantsika io ny lohateniny. Tsy nahita aho tao amin'ny tononkira! Misaotra mialoha!:-*:P... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2006 20:12
Lejim ( 20/02/2006 21:05)
Eto asa mba misy mirevy an'i Jean Fredy. Nohainoiko iny "ma bonne etoile" iny. Tiako be ilay feon-kira fa tsy haiko izay zavatra tenenina. En francais ilay izy fa sarotra ho azo izany. Raha misy lyric... tohiny
novalian'i cutie ny 22/02/2006 11:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0673