Artista sy Hira

hery ( 20/01/2006 19:43)
Hitako ao amin'ny vaovao napetrak'i jm ao amin'ny radiovazogasy.com fa Bismak no tarika entin'i Annick tao amin'ny Dillie taloha. Tsy haiko na ny tarika Dillie iray manontolo aloha no lasa antsoina ho... suite
ilaina ( 19/01/2006 10:48)
http://www.centredukaraoke.fr.tc Milalao, mihira, mihaino Zany an... suite
répondu par Veloo le 26/01/2006 16:38
yonikafopl ( 18/01/2006 14:47)
HOno ho aho, misy manaiky anzany ve raha ny sipany no milaza an'io???... suite
répondu par fbi le 13/02/2006 16:45
zoky ( 17/01/2006 11:00)
Mbo mitady ilay hiran i Raindimby oe > iny e! Misaotra E!:-D... suite
répondu par xxx le 11/02/2006 15:05
cutie ( 14/01/2006 16:36)
Za mba mitady ireto tonokiran'i Rija Ramanantoanina reto ze mahay : "Aleo", "Fivavako", de " Saraka". Misaotra mialoha. ... suite
répondu par Seifer le 24/02/2006 12:07
xxx ( 11/01/2006 05:34)
Mitady mpitendry 4 mahay tsara izahay hiaraka aminay amin'ny tournée "Ambiance Rock Gasy" @ volana avril 2006. 1- basiste 1- synthé 1- guitariste soliste 1- batteur Ny répétition dia atao... suite
répondu par fbi le 13/02/2006 16:46
hery ( 11/01/2006 05:28)
Efa henonareo ve ny momba an'i Jonny R'Afa? Mpihira, mpamoron-kira, sady interprete hono izy io. Anisan'ny hira noforoniny Rabodoniarivo, Ravorombazaha (Anazy kay hono io fa tsy an'i Tselonina), Retsi... suite
répondu par fijo le 21/01/2006 04:40
hertix ( 08/01/2006 13:47)
Iza araka ny hevitrareo no henjana?... suite
répondu par hertix le 27/02/2006 19:12
hertix ( 08/01/2006 13:37)
Betsaka ny mpitendry bà gasy kalaza an? Fa iza no tena henjana amin'izy rehetra? ao ireo mbola velona ry Zozo sy Coco(Henri Ratsimbazafy), Rivo Ramandiamanana (Salomon), Henri Ratsimbazafy ... ankoat... suite
répondu par hertix le 26/01/2006 01:12
zoubelou ( 06/01/2006 17:12)
O rey olona ô! Mbo verifier-o kely ny titre'ny hira zay vao publier-na ato fa misy titre tsy izy mitsy!okay an... suite
répondu par naivosoa le 11/02/2006 15:13
xxx ( 05/01/2006 07:33)
Tys mety ve raha mba asiana clips koa eto @ serasera. Ahoana ny hevitrareo, sa tsy mety ry Hery?... suite
répondu par oligan le 27/02/2006 06:01
Veloo ( 04/01/2006 17:11)
Iza no mba manana an'io hira io e? za mitady misaotra betsaka.. ary iza no mihira azy e?... suite
répondu par tsiahi le 14/01/2006 20:00
Andriambelo ( 03/01/2006 09:00)
Faly miarahaba ny namana rehetra tratry ny taona. Misy mpanankanto, tsy dia hoe manjelatra be eny ambony lapihazo izy nefa mahavita zavatra be dia be amin'ny kolontsaina malagasy. Anisan'izany araka ... suite
répondu par Andriambelo le 09/01/2006 08:29
hery ( 02/01/2006 20:59)
Misy mpihira malagasy vaovao voizin'ny RadioVazoGasy indray amin'izao fotoana izao. Jobily Weber no anarany. Mpihira PopRock. Azonareo jerena eto ambany ny momba azy ao amin'ny site-n'ny radiovazogas... suite
répondu par julie le 26/01/2006 19:20
Tia18 ( 02/01/2006 11:51)
Sao dia mba misy manana adiresy mailaka na numerao finday-ndry Johary ( Ny tarika ny iray amindry zareo ). Misaotra mialoha ô... suite
Vahinala ( 31/12/2005 13:25)
Hitako tato am takelaky ny serasera tsy tadidiko tsara hoe taiza fa misy azy ato hoe nanao film hono ny tarika mahaleo asa toa taty ivelany anga no natao, efa nisy nahita izy io ve nareo, d mba manao ... suite
répondu par Fiffi le 17/01/2006 05:01
xxx ( 29/12/2005 17:11)
Nisarka hono izy roalahy mpihira malaza t@ tarika tragedie????... suite
répondu par riam le 06/01/2006 09:25
joda ( 24/12/2005 16:31)
hiran'i hery ex tarika njila izy io....misaotra mialoha raha mba misy manana ny dikan'iny hira iny... suite
répondu par ari.malala le 02/01/2006 11:25
xxx ( 21/12/2005 09:28)
izaho ( mpamorona sady mpitendry ) dia manana projet ho anao koa raha hitanao ity dia manorata, fa raha ohatra ka tinao ilay vokatra dia afaka miara miasa isika handrian_ony@yahoo.fr ao isika miresa... suite
répondu par joda le 24/12/2005 19:10
mumuche ( 21/12/2005 07:01)
Slut daholo e.. Asa raha efa hitanareo ilay clip ny Muriel hoe Inty Aho iny. izaho nahita t@ clip wanadoo. franchement,ici on est fier de notre benjamine de la chanson malgace. certes,elle n'est pas... suite
répondu par xxx le 04/02/2006 06:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9696