Artista sy Hira

youp ( 22/11/2005 10:38)
Mba mila vonjy ny akama ry zalahy a!mba mitady ny tonon'ilay hira hoe"fisarahana"Bodo.efa ela ela ihany io hira io fa toy izao ny extrait: "...tsy ho ahy angamba ianao, izaho ko tsy ho anao...angina t... tohiny
tiftif ( 21/11/2005 13:12)
so de mba manana fichier midi vazo kalon'ny fahiny ankoatran'izay efa ato anaty takelaka de mbaa lefaso oh SAROBIDY SADY MASINA... tohiny
fiaritiana ( 21/11/2005 12:44)
Salama daolo tompoko!! mba misy manana ve azafady ilay hiran i Babaique sy Cynthia hoe Anao Tiako io?? mba andefaso tonony raha mba misy manana misaotra mialoha!!... tohiny
novalian'i chipie1 ny 25/11/2005 19:58
vale ( 20/11/2005 21:39)
Manahoana daholo eee! Sao dia mba misy manana an'io tononkira io ? Misaotra mialoha!!!... tohiny
fijo ( 18/11/2005 05:39)
sali daholo e, izay manana letsy nareo an,mba mitady tondrom peo ny hiran'i ricky aho e,"izy " sa hoe izy indrindra no lohateniny. raha misy hafa moa vao miha soa be. misaotra eeeeeeee... tohiny
anjavidy ( 16/11/2005 19:31)
Salut ô Sao mbô misy mahafantatra hoe aiza no hakàna ny réservation-ilay spectacle Eric Manana amin'ny 4 décembre ao amin'ny New Morning ? Toa tsy mivarotra manko ny Fnac. Merci-... tohiny
novalian'i BARNIA ny 25/11/2005 00:56
zaz ( 14/11/2005 06:13)
Misy feo maneha hoe! tsy mahazo manao ny manala zy vita bacc i Ricky? inona no mety ho antony? hevitra takalo?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 05:36
LouAnne ( 13/11/2005 11:03)
kikou doly , mbo m'tady tononkira hiran'i Njakatiana en duo tsy aiko iza no miaraka aminy mihira an'io fâ takizao râ tsy diso zâ -Ny foko , mitoniha , raha sendra anontany ny hotakotakao , aoka m... tohiny
novalian'i youp ny 21/11/2005 08:22
anjavidy ( 12/11/2005 22:05)
Bonjour ô Mitady feon-kira tendry gasy amin'ny piano aho raha sendra mbô misy afaka manoro hevitra ahy hoe : aiza no mety hahitako. Ny tena tiako dia ireny tendry piano gasy ireny fa tsy arahin'ny ... tohiny
novalian'i manaran ny 27/02/2013 12:11
mistestee ( 08/11/2005 13:11)
Slt daholo, mba mitady tononkira pazzapa ilay TSIKITSIKY Lava raha mba mety misy afaka manome,, misaotra mialoha bye mistestee... tohiny
novalian'i Mickaelle ny 16/11/2005 12:02
Radina ( 08/11/2005 09:36)
Fangatahana fanampiana izy ity ray olona. Iza no afaka manome ahy ny tonon'ireto hira ireto: "malaso" sy "Mafy" (Régis Gizavo)? Misaotra indrindra ... tohiny
Herimiafina ( 07/11/2005 22:44)
Te hihaino SDF be izah zany, asa raha tadidinareo le album hoe "mifandamoro" iny na tsia? Le instrumental zany no tena ireveko azy e. Le misy an'i Seta, sy ny namany, le Sax mantsy no tena hirevekoa ... tohiny
novalian'i anjeliko ny 30/12/2005 04:46
TANJONA ( 07/11/2005 16:36)
Fisaorana no atolotra é! Tena talanjona tokoa ny tenanay raha nahita ny ventso no entiny ny tarika Macadence Car satria dia mahay milao mihitsy izy ireo ka tiako ho zaraina amin'ny rehetra... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/11/2005 17:33
mpihira ( 06/11/2005 20:50)
L'association KANTO organise le samedi 26 Novembre 2005, une soirée malgache (Dîner concert et bal) à partir de 19h 30 SALLE DES FETES DU BOURG SOUS LA ROCHE TIRIKE le roi du tsaipky animera... tohiny
fiaritiana ( 05/11/2005 12:02)
I Mima dia anisan ny mpihira malaza ihany amin izao ka ahoana ny mba fahitanareo azy???... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2005 20:39
tsangana ( 04/11/2005 16:06)
Manan-kevitra hanao comedie musicale aho ka ny HIRA GASY no mba tiako atao fototra sy alaina tahaka.Mba misy mazoto ve isika hanome sosok'evitra sy toro-hevitra.... tohiny
novalian'i sonwin ny 07/11/2005 20:12
SaNja ( 03/11/2005 12:21)
Salama e, Ampitiavana be be no izarana aminareo ny vetsovetsopo. Namako daholo na dia ny faran'izay tsy tia ahy indrindra aza Efa io amin'ny loha-teny io ny fanontaniana "Iza no Malagasy tena ma... tohiny
novalian'i prime ny 17/01/2006 11:22
mahintsy ( 03/11/2005 04:46)
salut! daholo hono hoa ry zareo, sao de mba manana ny sarin'ireo artista gasy ireo ianareo de mba omeo izahay e, mba ho jerijerena eto @ écran.:) ramangamalefako@yahoo.fr... tohiny
novalian'i hery ny 03/11/2005 10:21
ff ( 02/11/2005 18:11)
Mba andefaso ny tononkiran'i Jeneraly (duo), le misy hoe: fa tiako loatra ianao... tsy safidy velively... matoa aho tonga aty. Miala tsiny fa tsy fantatro ny lohateniny. Msaotr'o!... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2005 20:49
xxx ( 29/10/2005 14:45)
Tena inona mihitsy ny fisainan ny Mairen ny Tana sa tsy haiko ny tsy namelany an i Sean Paul hanao spect tao amin ny Palais des Sports, mpihira avy aty ivelany tokony hohajaina fa angaha rehefa manao ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0675