Artista sy Hira
ari.malala
(
20/12/2005 08:04)
Raha mba misy manana ny tonon'ilay hiran'i Sheila " je n'en veux pas d'autre que toi" anie azafady e! tena tiko b io hira io d nefa ts ananako ny tonony. Atomboko kely d mba manohy ze manana azafady e...
tohiny
novalian'i fotsihely ny 04/01/2006 20:41
lapino
(
19/12/2005 13:24)
Mba mitady tonon'ny hiran'i Mamy Gotso hoe "Vantara", fa ohatra ny reveko be zany kle. :)
Nandeha tamin'ny telegasy.info vao izao mihitsy kle :)
"[i]Mampalahelo ty fomban'olombelo
Iha mba manao...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 19/12/2005 19:22
hps
(
18/12/2005 16:56)
SLT
Mba manaitaitra kely ny namana rehetra fa tsy ny namana sosoa maraina .Ho anareo mpiangaly ny Gitara dia mba mangataka ny tondrom-peo ny solo ( Ry lasako do; re; mi...)Rija Ramanantoanina( Omeo ...
tohiny
novalian'i mahlalah ny 25/01/2006 13:56
manana
(
18/12/2005 13:31)
Salama daholo,
Mba mitady ni tonin'ny hira Efa voadinikao Andriamanitra ô. Raha mba misy afaka manome io dia mba valio eto, raha mety, na alefaso amin'ny friar@hotmail.fr.
Misaotra indrindra.
Mana...
tohiny
novalian'i tsiahi ny 14/01/2006 19:56
mamyrafano
(
15/12/2005 18:05)
Efa manana hira ve ianao, ohatra hoe tonony fotsiny de mety mipetraka any anaty kahier any, na feony fotsiny de lasa verivery fotsiny any.
Sady mora, no tsy sarotra de mety ho miseo tele vetivety ia...
tohiny
novalian'i cutie ny 29/12/2005 01:57
barbosds
(
15/12/2005 14:51)
Salut Barbos jiaby ao Nosy-be ao, za mba magnotany anaro labandy , INO RA TEGNA MAPIAVAKA SALEGY SOMAIN'I ZANDRY WAWA!!
Dre magnano zegny ndreky ndrako HAOIRA MORAMORA FO VODINAO FA SAO RERAKA ééé...
tohiny
novalian'i pissoa ny 22/12/2005 08:16
hery
(
12/12/2005 20:54)
Razia Said dia mpihira malagasy manana ny lazany eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena. Hanao fampisehoana ao Paris izy amin'ny 14 desambra izao (A la Java 105 Rue, du faubourg du temple, 75010 PARIS) a...
tohiny
novalian'i watafon ny 17/12/2005 05:45
hery
(
11/12/2005 18:52)
Ao amin'ny site-n'ny tononkira eto amin'ny serasera dia azo ampidirana tondrom-peo gitara... raha ohatra ka tsy mbola nahita isika dia azo jerena ohatra ny fomba fitendry ny hira Pilofasy an'i RahKick...
tohiny
novalian'i tsìíresy ny 25/04/2018 18:44
Vololontsoa
(
10/12/2005 10:04)
Mba mitady tonon-kiran'ny Hazolahy Torina iny ange sao mba misy mahay...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/12/2005 14:35
vinah
(
07/12/2005 12:15)
salut!:)
za mba mitady tononkiran'ny mahaleo zay manana.efa mis iany ato @ site fa hafatsy reo no tiko ananana, ireto ohatra : Ambahikily-...
fenoiko refa avy eo ndray ny hira tiko ananana tonony!
...
tohiny
novalian'i fbi ny 09/02/2006 09:44
njaranirina
(
02/12/2005 15:52)
afaka mba mifampiresaka na mifandray @ireo artista malagasy ve azafady...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 20/12/2005 09:22
badman
(
01/12/2005 18:07)
izahay de mpirapy gasy mipetraka aty etas unis nefa mila fika izahay handefasana ny hiranay any dago any
mba omeo hevitra eh...
tohiny
novalian'i parazy ny 07/02/2006 04:50
fiaritiana
(
30/11/2005 21:51)
novalian'i ari.malala ny 02/01/2006 08:23
mamyrafano
(
28/11/2005 11:05)
Iza no mila za manana, raha mba te hanao PAZAPA:P
tsy mila mpitendry fa manao repetition rery ao an-trano ao e
Sa ahoana
:wink:
...
tohiny
novalian'i ilaina ny 18/01/2006 03:49
zakony
(
25/11/2005 11:09)
azo atao ve ny mangataka tononkira vahiny?
raha azo atao dia mba mitady ny tonon'ilay hiran'i Forrest Whitlow hoe "Madagascar", album Patch of blue angamba izy zay
Merci
...
tohiny
novalian'i badman ny 01/12/2005 18:05
ilvolo
(
24/11/2005 22:03)
Salam daholo,
Sao de mba misy manana tononkiran'i jaky :"Avy zah marô" azafady.Misaotra ....
tohiny
novalian'i McFy ny 20/12/2005 11:15
xxx
(
23/11/2005 08:36)
manahona daholo e sao mba misy manana ny tonokira ny DADAH FORT-DOPHIN le hira hoe MALAELO CHERIE misotra mialo tompoko
Nalefa ao amin'ny lohahevitra Artista sy Hira
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i mamyrafano ny 28/11/2005 11:03
Veloo
(
22/11/2005 21:43)
Iza avy no nijery an'i Njakatiana tao Europe?
dia nanao ahona ilay izy? Tsara ve?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/01/2006 19:43
youp
(
22/11/2005 10:38)
Mba mila vonjy ny akama ry zalahy a!mba mitady ny tonon'ilay hira hoe"fisarahana"Bodo.efa ela ela ihany io hira io fa toy izao ny extrait: "...tsy ho ahy angamba ianao, izaho ko tsy ho anao...angina t...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 08/12/2005 07:38
tiftif
(
21/11/2005 13:12)
so de mba manana fichier midi vazo kalon'ny fahiny ankoatran'izay efa ato anaty takelaka de mbaa lefaso oh SAROBIDY SADY MASINA...
tohiny
