Artista sy Hira

pitdra ( 25/10/2005 20:45)
Bonjour , poi'dr ihany !! je vient de france et vazo gasy est le seul site qui peut étouffer mes désirs !! il fait longtemps que je cherche la chanson " sedra " de jeedai et randy ! c'est du ra... tohiny
novalian'i pika ny 26/10/2005 09:58
fiaritiana ( 25/10/2005 18:52)
nanao ahoana ry reto ny Sean Paul tany Dago? tena nitsiriritra fotsiny izay tsy afaka e!!... tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2005 12:07
pissoa ( 25/10/2005 06:54)
Miarahaba, mba mitady hiran'ny Ankalazao ny Tompo raha misy afaka mametraka ao @ tononkira ... tiko daholo, fa indrindra ilay hiran'ny tolona ireny raha misy mahay. [tanindrazako - andao ento miak... tohiny
novalian'i Mafitoto ny 09/11/2005 18:09
xxx ( 20/10/2005 09:16)
Mba mitady maika ny tonon'ny oh happy day @ teny malagasy! Misaotra ê!... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 01:49
MOUSTE ( 17/10/2005 13:06)
Tsara daholo Za mba mitady ilay tonony hiran'Ny Ainga ilay hoe : RAFOTSY SARO-PIARO iny re raha mba mahita nareo Dia misaotra mialoha RAMOUSTE... tohiny
Herimiafina ( 16/10/2005 15:06)
Na tonony na inn mombamomba zy, misy CD ve? Toa tsy hitako ao amin'ny rvg mantsy nefa tiako atolotra be hoa anreo mainankavy, hehehehehe :-D:-D:-D:-D... tohiny
liana ( 15/10/2005 10:31)
slt! saika mba mitady lay hira na mahoraise ny titre balahé m'limba, fa misy natao ndry zareo en malgache lay izy, inona kay ny titre-ny? efa nande teto @ RVG izy io, efa matetika be, fa tsy mety az... tohiny
novalian'i xxx ny 25/10/2005 17:54
chipie1 ( 14/10/2005 07:40)
inona kay no album nivoaka farany e ? tsara ve ?... tohiny
novalian'i raygasy ny 25/10/2005 14:57
cutie ( 13/10/2005 03:34)
ty le tonony kely mba haiko , fa tsy tadidiko ny sasany :) "Matoa tsy nitady ahy tsony izy ngamba efa tofoka, na hafatra aza tsy napetrany , manoratra manorisory " "Enao lay zay tiako indrindra nana... tohiny
novalian'i xxx ny 03/11/2005 10:47
bnoty ( 11/10/2005 06:11)
Izaho izany mba mitady ny tonon'ilay hiran'i voahangy é, raha mba misy manana dia mba alefaso é! ilay hoe: " Fitia tsy tanteraka" sy "Ny tokantrano". Dia misaotra betsaka indrindra é! ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/11/2005 11:25
akamatiana ( 11/10/2005 04:49)
Mba lazao we inn itiavanao hira iray? tsy maintsy we mifandray am tranga izay iainanao ve le izy?? Nenah zao ny itiavako hira vôlou de ny feony , matetika nefa hira mifanohitra ny fiainako fona le... tohiny
novalian'i Veloo ny 25/10/2005 17:06
chipie1 ( 10/10/2005 16:41)
iza no efa naheno anlé album ny "isika no miaraka ...mozika tsotra izao " ? toa mbola tsy misy ato aminy radiovazogasy :wink:... tohiny
novalian'i jm ny 02/11/2005 18:42
estine ( 10/10/2005 07:38)
T@ ny 2003 ngamba iny nisy fampisehoana farany nataon\'i hantatianatao antsahamanitra, nijery aho t@ io ,de nisy fifanininana\'zay hisolo azy ,nisy lany nefa 2 taona \'zao tsy mbôla heno \'zay hosol... tohiny
novalian'i estine ny 13/10/2005 07:08
Aroniaina ( 08/10/2005 06:14)
Manahoana daholo ianareo , saika mba miangavy anareo aho raha mba mety dia mba omeo ireny hira atao amin'ny ceremonie amin'ny Mariage ireny aho fa tsy mahita aho ato amin'ny takelaka ato .Dia misaotra... tohiny
novalian'i xxx ny 14/01/2006 16:05
fisher ( 06/10/2005 16:18)
Mba andefaso le hiran'i Bodo "mba ento aho" iny anie za fa tsy misy an'io ato @ tonokira azafady! Misaotra mialoha an'ireo zay hamaly sahady ny antso o!:wink:... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2005 19:36
xxx ( 03/10/2005 13:34)
inona ary zan :tsy akoho tsy gana nefa misy takorobabony??... tohiny
stephan ( 02/10/2005 13:30)
Dia mbola mitohy indray ny fihetsika ataon'ny rta hampalaza azy bebe kokoa. Niangatra indray izy teo amin'ny fizaran-doka: Ny an'i Tahiry izay voalohany dia ordinateur miaraka amin'ny imprimante no a... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2005 19:38
aliotsy ( 29/09/2005 13:11)
mba misy afaka manome ve azafady tompoko ? misaotra indrindra... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 25/10/2005 16:20
mignone ( 28/09/2005 07:56)
tao tsy henoheno tsony ... hatraminizay e !... tohiny
boubounezy ( 25/09/2005 19:17)
hono oa? misy oul mba afaka mamaly ana ve ato? misy ve ny organisme na association izay manoana arabola na tsy haiko e! mba manao participation anoanana artiste gasy ka te hivotra @ talentany fa sain... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0631