Artista sy Hira

maditra ( 26/08/2005 19:54)
Ndao samy hilaza izay mpihira tena ankafizina indrindra sy ny antony ankafizana azy. Oh: Hira, bika, feo, dihy, tarehy, sns e Zah manomboka azy. Din Rotsaka Itiavako azy: rithm.... tohiny
novalian'i bozimanga ny 20/10/2005 13:00
Bocassa ( 26/08/2005 16:03)
Malaza be mihintsy ny Pazzapa aty Dago. Ny ankamaroan'ny olona dia manaraka an'io daholo. Tena tsara aloha lé izy ê!! Fa ny olana dia izao : lasa niova be mihintsy ilay toe-tsaina maha-malagasy. Je... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 20:55
kantovavy ( 26/08/2005 14:03)
Mahamenatra, d mahalasa fisainana hoe "maninona ny gasy" tsy mba mahay mijery fety. raha tonga ny artista vahiny, tsy maintsy misy ny atao hoe "1ere partie ataon'ny artista gasy. fa dia ny mpijer... tohiny
novalian'i Ra900 ny 20/10/2005 13:01
fijo ( 25/08/2005 20:28)
salama aby e; tena gaga aho ry zareo,fa mba nijery tononkiran'i bodo tato,fa dia tsy misy ato e.mahagaga mihintsy.fa mba asio re ze mahay e. misaotra o... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2005 19:59
stephan ( 22/08/2005 14:34)
Nasiako pazzapa 3 fahatelo ho tohin'ny adi-hevitra roa voalohany. Satria efa vitsivitsy ihany sisa ny tavela ao amin'ny pazzapa dia aleo aseho hoe iza ary no mety handresy? Ny ahy izao araka ny e... tohiny
novalian'i pitdra ny 25/10/2005 21:57
xxx ( 19/08/2005 09:29)
Efa nisy nahita an'le solon'i Jeneraly nihira ve? de ahoana ny fahitana azy?... tohiny
novalian'i gasikam ny 30/09/2005 05:33
rdjr ( 17/08/2005 13:49)
Tokony hiditra @ tena fahamatorana @ izay ny mpikarakara lanonana eto mada fa raha ireny tamin'ny faran'ny herinandro ireny no mitosy sy mbola hiseho dia ho ratsy endrika isika gasy. Angamba tsy hisy... tohiny
novalian'i mumu ny 03/10/2005 15:03
Iriniaina ( 17/08/2005 11:34)
niverina nalaza indray le hira kaiamba refa betsaka ny nanavao azy , iza no mba tinareo aminizy ireny ? ... tohiny
novalian'i frijolito ny 02/02/2018 07:15
booboo ( 12/08/2005 20:47)
Mba mitady hira : sady tsy haiko ny titre-ny no tsy fantako ny mpihira azy no zara raha haiko ny tonony :°). Misy an'izao fotsiny any @ ref : Bakobako rrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrroa Ry toka... tohiny
Herinjaka ( 12/08/2005 12:18)
Anisan'ny mpankafy mozika indrindra ny mozika mivoatra,tsara ho halain-tahaka ny mpanankanto sasany ohatra i Tiana ,Ricky...maro ny matihanina eto amintsika fa ny fanjakana variana miady an-trano ka t... tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:07
Herinjaka ( 12/08/2005 11:59)
:D nivoaka ary efa mandeha @ ireo fahitalavitra misy eto amintsika ny rakitsary an'i Tiana,ilay fantatsika à ilay hira maro malaza ary anisan'izany "Laisse pà mwwoin là" ,ilay rakitsary kosa dia n... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2005 20:00
ravatorano ( 11/08/2005 06:40)
Hikalo sy hivazo ny hirany indray ny tarika tselatra amin ny 20 ogositra ho avy izao ao antsahamanitra ka iza no hiaraka amiko amin io fa hirefotra sy hipoaka indray ny kianja maitso ao. Efa tonga et... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:01
aalook ( 10/08/2005 22:47)
marina ve hoe ny anarany vadin' kix dia malala, ary nenini zanakan', elodie sa tiana? misoatra aloha... tohiny
novalian'i tomgas ny 08/10/2005 09:01
fihiaka ( 09/08/2005 08:58)
hono oa e!sô d mba misy manana ny adresy mail an'i NONO mpihira kay ianareo ato fa mba misy ilavako azy urgt b?maztou daoly! ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 19:53
bbn ( 08/08/2005 17:01)
Mitaby ny mombamomban'ny tarika MIANTSA (ohatra hoe iza avy izy ireo, ny asany andavanandro, ny fialamboly ankafiziny, etsetra....)... tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 20:29
xxx ( 07/08/2005 11:17)
MPANKAFY rebika ny tenako.eo amini feo no tena itiavako azy indrindra moa fa taloha. tato ho ato anefa de hitako fa nisy fahabangana io tarika io . ny antony dia tsotra .tsy ao intsony ilay tsara ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:08
xxx ( 06/08/2005 19:20)
ny mpihira Thiaé dia tena malaza tokoa aty andafy indrindra fa any Gabon sy la Reunion de eto france ,satria dia matetika izy no miseho ao @ fahita lavitra aty ao @ ilay emision hoe fille TV vao t... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2005 20:07
aurora ( 06/08/2005 19:09)
izy dia zazavavy tsara tarehy 16 taona sady tena manampeo be mihintsy ny nampalaza azy dia tany Gabon gasy ray gasy reny ny rainy dia andriamatoa charles Maurin poty ,ilay mpiandraikitra ny tarika Fe... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2005 20:07
rdjr ( 06/08/2005 07:28)
Tokony mbola asiany fanin-telony ny fampisehoana an-tsehatry ry mahaleo ao amin'ny palais de sport. Tena tarika milay manko ry zalahy ireny. Sa ahoana ny hevitrareo ry havana aman-tsakaiza isany?... tohiny
novalian'i mananjara ny 27/09/2005 14:50
xxx ( 03/08/2005 11:27)
Nalefan'i [ jarry ] - Daty : 03/08/05 01:57:35 slt daolo eh! sao de efa misy manana tonon'ny album 3 nareo eh? de misaotra eh! ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2005 20:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4331