kaiamba

1. Iriniaina ( 17/08/2005 11:34)
niverina nalaza indray le hira kaiamba refa betsaka ny nanavao azy , iza no mba tinareo aminizy ireny ?
novalian'i frijolito ny 02/02/2018 07:15
2. ainaheri ( 17/08/2005 12:05)
hasambarana ny ahy no tiako lay we ;
Dimy mianaka hono izy ireo
efa niezaka hatr@ ela
nikaroka momba ny hasambarana
@'ity fiainana ity eee
........
3. booboo ( 17/08/2005 13:33)
kotrobaratra no tiako indrindra
4. kally ( 17/08/2005 14:38)
Ary izaho ho'a tsy mba maheno an'ilay an'i Rija Oelijaona ireny, nefa ireny koa tiako.
Ilay hoe "Raha tianao ho fantatra ny ahy dia José ary mba iiza moa ny anaranao.."
sy ny "vorona aza moa mahalala mody, rehefa injay midona ny oram-pahavaratra"
5. fasaly ( 17/08/2005 15:55)
:roll::roll: raha izaho indray alony de tsy mahalala ny titra sy ny tonony e! fa ny feonkira no mitamberina ao antsaiko ao vao miresaka kaimba eto io, fa tsara ka! mitolatola ery rehefa hanaovana slow.
6. chipie1 ( 17/08/2005 15:57)
otsany hitako njy ry fasaly mitolatola be mandihy slow amina kaiamba hihihi
ny ana kou tsy aiko ny titre ny fa misy anlé " farafaratsiny taratasy alefaso "
7. fijo ( 17/08/2005 20:03)
ny ahy koa kotrobaratra no tiako,fa reviko aby izy rehetra
8. ainaheri ( 18/08/2005 08:13)
tsara ny kaiamba retra2 fa ny tsy tiako aminy refa mihaino azy enao ngoma be zany,ndrindra mo refa
arivariva manjombonjombona iny ny andro,zay ka tena we lasamborona !!
9. fasaly ( 18/08/2005 08:16)
chipie:
hihihi! taididiko tsara io hira io ka!
ka tsy mampitolatola be ndray kosa ve aza kaimba e!
10. fasaly ( 18/08/2005 08:17)
nefa taloha aho tsary tia kaimba zany mintsy fa zao an! tena na ny mihaino azy aza tena manakafy be kou! de manembina be ny taloha tena mahalasa saina araka ny fialazan'i ainaheri!
11. ainaheri ( 18/08/2005 08:19)
kotrobaratra:snif:
tsy digniko aro tsy digniko edy
ny tsy ahita anao anaty andro maro2
jeri2 zaho,arô malalakoo
izegny no nahatonga zaho
amangivangy anao matetikee.......
12. Johansen ( 18/08/2005 17:08)
mba mitovy revy amiko izany tia kaiamba izany.tenavaky mihintsy ny trano hiraina mafy mankafy
13. lanto ( 18/08/2005 17:37)
Misy kaiamba medley izay ao amin'ny RVG ao, sao mba te-hihaino nareo !
14. fasaly ( 18/08/2005 18:16)
mihaino mintsy ry lanto a! merci e! sady manakafy no mihira na tsy hay tosny aza ny tonony e! il suffit hoe mihetsika ny molotra de otran'ny hay ny tonony raha cocnetré ny mihaino azy e!:lol:
15. fijo ( 18/08/2005 19:57)
lanto an,aiza ihany e izy e
16. lanto ( 18/08/2005 19:59)
fijo> RVG ve ? mba andramo ao fa efa maheno doly ny oul :)
17. fijo ( 18/08/2005 20:01)
lanto an mihaino mihintsy aho izao fa "zay" no mandeha izao
18. lanto ( 18/08/2005 20:08)
hay ve e ! aza miala ary :) fijo kosa moa tsy mandahatra kou !
19. fijo ( 18/08/2005 20:10)
tsy haiko le mandahatra azy ko.
20. fijo ( 18/08/2005 20:11)
misaotra aky lanto an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5215