kaiamba
46. ari.malala
(
22/08/2005 11:13)
chipie1:
ari.malala > le mangovitra be iny ve ny feony =))=))
in aky zany mangovitra b zany? :)
53. Lejim
(
28/08/2005 23:34)
Zah "ny elanelan-tany" aloha no tena tiako e.
Ny elanelan-tany, aza atao mahaketraka e
Aminao lalan-dava, ny eritreritry
Aza adino fa atoy e, misy olo tia anao o
Farafaharatsiny e, taratasy alefaso,...o^o
Ny elanelan-tany, aza atao mahaketraka e
Aminao lalan-dava, ny eritreritry
Aza adino fa atoy e, misy olo tia anao o
Farafaharatsiny e, taratasy alefaso,...o^o
56. tovolahy007
(
04/09/2005 02:36)
Ny ahy ity no mba tena tiko e.
Dimy mianaka hono izy ireo
efa niezaka hatrin'ny ela a
Nikaroka momba ny hasambarana
Tamin'ity fiainana ity e.
Iza re
Iza iza no afaka
hanambara o
fa olona sambatra
.........
Dia izay aloha ny androany fa omeko eo ihany ny tohiny e.

58. tovolahy007
(
06/09/2005 02:58)
salut
Dia efa any amin'ny paradisa izy zany fa tsy eto an-tany tsony e
Dia efa any amin'ny paradisa izy zany fa tsy eto an-tany tsony e
59. fijo
(
06/09/2005 21:38)
loza izany le.soa rehefa misotro fa sambatsambatra,fa tsy tena sambatra le
60. yonikafopl
(
13/09/2005 19:05)
Tena mahamanimanina le kaiamba reto aaaaa, le kotrobaratra klou , io mba haiko tsenjery taloha fa efa hadino zao kleee:(