Artista sy Hira

htotherizo ( 18/02/2006 04:31)
Ahoana kay ry zareo ny fanaovana [b]"SIbmol7"[/b] @ guitar? Hitako ato @ serasera ato foana izy io fa tsy aiko mihitsy ny manao azy. Izay mba mahalala ny equivalent (ex: A, D, E, Em etc...)dia mba... tohiny
novalian'i fijo ny 14/03/2006 20:47
klomjah ( 17/02/2006 22:05)
mitady tokiran'i ifanihy mitondra ny lohateny oe ilemena raha mba azo atao,misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i pissoa ny 19/02/2006 08:51
debezd ( 17/02/2006 13:34)
Misy mpihira iray izay antsoina hoe DORESY na ZORESY fa tsy tadidiko tsara, fa tena mba tiako be ilay hirany hoe MOLIA izay . Koa izay afaka manome ahy ny klipny na tononkira dia misaotra be ! Ny emai... tohiny
ninimalala ( 16/02/2006 11:40)
Mba mitady adresse Poopy zay manana o, e-mail na téléphone na adresse. Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i fytiana ny 28/03/2006 21:27
maminou ( 13/02/2006 10:05)
salut daholo, mba mitady an'ireto tononkira ireto raha mba misy manana(Mahaleo): -Antanambao -Faribolana -Kurde Misaotra mialoha o!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2006 15:26
vancleef ( 13/02/2006 08:41)
Ireto misy sarin'i Andy Razaf sy ny rainibeany John L. Waller. Andy Razaf dia mpanao tononkiran'ny standard'ny Jazz malaza dia arakin'ny nolazaina ny amerikanina dia [i]Andy Razaf's creativity was pr... tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2006 19:31
zazah ( 13/02/2006 05:08)
mangataka an io tononkira io:eo an tratranao n i princio... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2006 16:23
lapino ( 13/02/2006 02:30)
Voalaza fa mampitombo ny QI [i](quotient intellectuel)[/i] hono ny hiran'i Mozart rehefa mihaino azy, fa eo amin'ny 10 minitra eo ihany ny effet-ny. http://www.futura-sciences.com/news-special-250-... tohiny
Optik ( 12/02/2006 22:36)
Sao de mba misy manana ny hira na album n'i Jaky kay azafady. Indindra fa le "avy zah marô" ... tohiny
novalian'i bida ny 14/03/2006 21:20
zoklbfkfk ( 09/02/2006 04:42)
Sali daholo Tena mba vonjeo rangahy fa mitady mafy le hiran'i Sheila "Patrick mon chéri" zay mba manana fa hataoko cadeau n'i neninay merci ê! de:-*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 20:42
BIX ( 07/02/2006 06:33)
slt daholo an ! mahagaga hoa ny tarehin'iny zazavavy iny fa tsu miova contraire aza fa toa miha tanora ra kalakely raha mijery ohatra za mety ho any amin'ny 40 de + any izy, maro koa anefa ireo artist... tohiny
mabloo ( 06/02/2006 14:51)
hono aoh ry zareo namana mpankafia mozy sao de mba misy mahay accord open nareo fa tena mba te handalina le filalaovana gitara ny tenanay e! misaotra mialoha e! mankalaza e!milay be!... tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2006 04:42
ryeh0205 ( 06/02/2006 13:59)
Mba hisaorana mialoha izay mety manana ny tondrom-peon'ny hiran'i Telofangady hoe GASIKARA. Aiza koa no site mety ahazahoana mitelecharger an'io hira io? Manoroka. Veloma.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/02/2006 05:08
mzksoa ( 03/02/2006 09:10)
salut :) mba mitady tononkirany mbolatiana"CAR LA LUMIERE QUI NOUS UNIT" t@francophonie a reto an,maika be misaotra mialoha:lol:... tohiny
maelys ( 02/02/2006 08:33)
efa hitanareo ve le mpihira thailandais mihira am teny gasy ? efa mandeha foana ny clip-ny am tele.... tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2006 14:55
xxx ( 02/02/2006 04:08)
Sao misy manana ny tonon-kiran'i Jerry Marcos Kawitry e? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2006 10:58
mpijery ( 30/01/2006 17:44)
Slt Nisy soirée asa soa fanampiana association gasy any Mcar ny sabotsy teo ! tena tsara ilay hevitra! fa ity no indro kely: i Gasy Music ny nanafàna ny 1è partie. Tena tsy resaka fitiavana man... tohiny
novalian'i fbi ny 20/02/2006 20:59
hery ( 28/01/2006 20:48)
Ho an'izay mahalala momba ny RSS dia misy fahana RSS ao amin'ny takelaka tononkira.serasera.org ho an'ireo hira 10 vao tonga [url]http://tononkira.serasera.org/media/tononkira.xml[/url] ... tohiny
Vahinala ( 24/01/2006 12:17)
Misy an'ilay hira hoe " na inona na inona hitranga, amin'ny fiainana, dia arahina tsikitsiky lava", ahoana no fandraisanareo an'izany, possible tokoa ve ny manao izany indrindra fa raha sendra olana b... tohiny
novalian'i parazy ny 07/02/2006 04:42
jvais ( 23/01/2006 16:32)
Raha misy manana ny tonony de mba soraty ry ireto fa ohatrany mba milay le izy a; sûr daholo e... tohiny
novalian'i jvais ny 02/02/2006 16:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0673