hiran'i Jeannot
1. jogla
(
14/11/2006 09:02)
mba mangataka ilay hiran'ny Jeannot misy hoe :
fa n'aiza² misy anao
izaho tsy mba manadino anao
fa n'inona² hidona e!
zao no voadiko ianao mitoetra foana
anatiko ...
mahatsiaro anao aho irony lasantsika sns fa tsy mbola haiko nefa tiako svp misaotra mialoha
fa n'aiza² misy anao
izaho tsy mba manadino anao
fa n'inona² hidona e!
zao no voadiko ianao mitoetra foana
anatiko ...
mahatsiaro anao aho irony lasantsika sns fa tsy mbola haiko nefa tiako svp misaotra mialoha
répondu par cmbolatiana le 17/11/2006 05:35
3. cmbolatiana
(
17/11/2006 05:35)
Tsara koa io hira io a !
Ity ary ny tonony atolotra ho anao manokana dia efa nampidiriko ao @ tonokira koa dia mazotoa mankafy e !
MAHATSIARO ANAO
JEANNOT
Mahatsiaro anao aho
ilay tantarantsika
Manembona foana anie aho
mandre ireo hirantsika
Mahatsiaro ireo taloha
Misento mangina ao am-po
Malahelo foana anao anie aho
Mahatsiaro anao aho
ilay fiarahantsika
Manembona foana anao anie aho isan-kariva
Mahatsiaro ireo taloha
Misento mangina ao am-po
Malahelo foana anao anie aho
Fa n’aiza n’aiza misy anao e
Izaho tsy mba manadino anao
Fa n’inona n’inona hidona e
Izao no voadiko :
“Ianao mitoetra foana anatiko”
Mahatsiaro anao aho irony lasantsika
Miezaka mafy anie aho
hamono izay efa vita
Mahagaga mantsy tsy mety maty
Mandoro mila tsy ho tanty
Ity ary ny tonony atolotra ho anao manokana dia efa nampidiriko ao @ tonokira koa dia mazotoa mankafy e !
MAHATSIARO ANAO
JEANNOT
Mahatsiaro anao aho
ilay tantarantsika
Manembona foana anie aho
mandre ireo hirantsika
Mahatsiaro ireo taloha
Misento mangina ao am-po
Malahelo foana anao anie aho
Mahatsiaro anao aho
ilay fiarahantsika
Manembona foana anao anie aho isan-kariva
Mahatsiaro ireo taloha
Misento mangina ao am-po
Malahelo foana anao anie aho
Fa n’aiza n’aiza misy anao e
Izaho tsy mba manadino anao
Fa n’inona n’inona hidona e
Izao no voadiko :
“Ianao mitoetra foana anatiko”
Mahatsiaro anao aho irony lasantsika
Miezaka mafy anie aho
hamono izay efa vita
Mahagaga mantsy tsy mety maty
Mandoro mila tsy ho tanty
