Hira Propany!

1. tenagasy ( 04/12/2006 20:48)
Mankamamy!

Ny an'iza no tianareo indrindra ny hira t@ propagandy?
Sa sao dia tsy firesaka intsony izany?
Tsy asiana pĂ´litika fa @ maha hira sy zava-kanto ary famoronana azy fotsiny.

Mirary soa!
2. Fiffi ( 04/12/2006 21:07)
de aiza no ahitana an'le hira ?
3. fasaly ( 04/12/2006 21:41)
zay tsy mahay anzany hira zany de aon???:roll::?
4. xxx ( 05/12/2006 07:49)
ny an'i ratsirahonana aloha no tena tiako e(avi amin'izay...).mihetsika tsara..fa ny an-dra8 tena tsy voako mihitsy izy 2.
5. tenagasy ( 05/12/2006 10:39)
Mankamamy!

Ka raha tahaka ny an-Dra8 manko tena be de be.
Fa andraso fa hangatahina hasiandry zareo rohy raha azo atao! Nisy ana vahiny koa aza!

Raha mba misy tompon'andraikitra amin'izany moa mahita izao resaka izao de mba efa atsipy ny faniriana.

Mirary soa!
6. dongadonga ( 09/12/2006 14:23)
ny any ra8 no tsara -bodo
-jerry marcose
masaka be na ny tonony na ny ritmany=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1213