Hira Propany!
1. tenagasy
(
04/12/2006 20:48)
Mankamamy!
Ny an'iza no tianareo indrindra ny hira t@ propagandy?
Sa sao dia tsy firesaka intsony izany?
Tsy asiana pôlitika fa @ maha hira sy zava-kanto ary famoronana azy fotsiny.
Mirary soa!

répondu par dongadonga le 09/12/2006 14:23
4. xxx
(
05/12/2006 07:49)
ny an'i ratsirahonana aloha no tena tiako e(avi amin'izay...).mihetsika tsara..fa ny an-dra8 tena tsy voako mihitsy izy 2.
5. tenagasy
(
05/12/2006 10:39)
Mankamamy!
Ka raha tahaka ny an-Dra8 manko tena be de be.
Fa andraso fa hangatahina hasiandry zareo rohy raha azo atao! Nisy ana vahiny koa aza!
Raha mba misy tompon'andraikitra amin'izany moa mahita izao resaka izao de mba efa atsipy ny faniriana.