Fitiavana
Imahaka
(
28/03/2007 11:04)
ho anao
http://www.dailymotion.com/related/1439121/video/x1fd8o_tsiliva-i-love-you/1
(l)...
tohiny
novalian'i fatakamana ny 02/04/2007 06:44
bloumpe
(
28/03/2007 06:43)
fiffi ô!ndry oa tô b biz'oroka b:?:za zao mbola tsy manana,eny e!anisany fitiavana zany e?za zao te andefa biz'oroka ho andry nefa tsy mahay,d aôna zany:?::?: ...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 07/04/2007 09:11
kantoirina
(
27/03/2007 13:10)
Inona no hevitrareo @ pardon. Manambady ianareo dia nampirafy anareo ny vadinareo pour des raisons strictement sexuelles. Nanaiky fa diso izy. Pourrez-vous lui pardonner? Manan-janaka aminy ianareo....
tohiny
novalian'i pimaso ny 24/04/2007 13:32
bloumpe
(
27/03/2007 12:45)
(l)tonga d tia b oa nefa vô aingana,d lasa blèm b!nefa le ray mbola tsy any tsara!d mampalahelo b:oops:d aôna ary zany?...
tohiny
novalian'i bloumpe ny 30/03/2007 09:52
salmo1
(
27/03/2007 12:27)
color marrones, mbola milay no couleur blancas ...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 28/03/2007 21:16
salmo1
(
26/03/2007 10:34)
rehefa nijery vazony mage 4 aho, d http://www.dailymotion.com/visited/search/fitia/video/x1hg4q_mage4miova-ny-fitia fa milay ah fa tsy tapitra tsara:-*:x.
Hoy izaho tam lay bandy gasy akamako zay: ...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 26/03/2007 14:34
rakaroka
(
25/03/2007 21:40)
sa "aleoko aloha..." hoy ny hira!...
tohiny
novalian'i paris10 ny 28/03/2007 18:04
xxx
(
24/03/2007 18:38)
manana tantine(T) mitovy taona amiko za , zany we , vadiny tonton-ko , nanao sipa i T , zany we niodina izy satria naditra b ilay tonton-ko , d taty aoriana niova ilay tonton-ko satria natahotra izy f...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 05:41
xxx
(
23/03/2007 17:06)
i fiffi aloha no hitako taminizah nandefasany sary manokana e:*...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2007 19:59
salmo1
(
23/03/2007 13:58)
Tena manja rangah ity joba ity ah http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao ^:^ manapotipotika be mintsy.
Aino aaaaaaaaaah!! ki es la + guapa: ¿la bandera o ella? :{...
tohiny
novalian'i fanantenana2003 ny 29/03/2007 08:26
nikopol
(
23/03/2007 10:32)
novalian'i sonwin ny 28/03/2007 07:46
navax
(
22/03/2007 07:02)
Ataokoi hoe nathan ny anarako mba tsy hahafantaranareo ny tena izy.
Ny tantara izay holaszaiko eto de niatra tamin'ny fiainako.
Misy tovovavy iray izay miaraka tamiko, efa 1 taona izahay no niarak...
tohiny
novalian'i bozylove ny 05/04/2007 15:57
luciana5
(
21/03/2007 00:35)
salama daholo!!!!!!!!!
saika hanontany re eh raha tsy mahadiso o:iza no tena milay sy bgoss ato aminle serasera ry zareo?
mba te haka namana eto ihany...maninona moa??:wink: fa mba te ahazo toro hev...
tohiny
novalian'i challenge ny 02/06/2007 04:54
rakaroka
(
20/03/2007 07:12)
Ho anao:
http://www.dailymotion.com/djrodman/video/x117sz_ny-itiavako-anao-tana-in-love
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i vale ny 21/03/2007 19:16
salmo1
(
19/03/2007 21:56)
Mihorohoro i Papa fa misy zavatra manahirana amiko sady manadala:°):-D.
P- Niño! hande waiza elah?
S- any am centre ville Barcelone.
P- Haninn?
S- hanontany zavatra mombany fanohizana ny fian...
tohiny
novalian'i luciana5 ny 21/03/2007 00:29
nikopol
(
19/03/2007 16:16)
[i]"Hay moa
Afaka manova ny aizina
Hanazava indray
Ny tsiky iray."[/i]
[b]Poopy [/b]
ohatran'ny tsara marina ilay poopy
...
tohiny
novalian'i happyfriend ny 27/03/2007 08:41
ds
(
19/03/2007 13:16)
Tsy ny fitia no voarara fa ny fampiharana azy. Koa reveo toy ity hiran'i Poopy ity ary e. Efa teo no niala...:-)
================
Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao
Toa reko injao mitrit...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 19:43
xxx
(
19/03/2007 11:27)
somary misy ifandraisany iany nefa tsy tiko tapahina ny resak'i luciana5 any ambadika, sady nenah tsy resaka tsy mampatory@alina fa mampalasam-borona @atoandro... mety oe tia ary v rah ol miantso anao...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2007 08:48
luciana5
(
18/03/2007 19:46)
hono an:azafady !!!!
ahoana no ahafantarana tanteraka hoe tena tia ny lehilahy azafady?
ahoana no ahatsapana an zany,
inona ny tena porofo mivaingana amin zany ,
sao diso ny heritreriro!merci!...
tohiny
novalian'i bozylove ny 23/04/2007 15:51
