Fitiavana

xxx ( 14/04/2003 08:35)
Misy olona tia ahy any.Niaraka tamiko zany olona zany nandritra ny fotoana fohy.Zao nefa izy efa tsy tiko satria mampirafy.De nialako izy,de hatramin'izao izy dia mbola misisika amiko foana nefa izaho... suite
répondu par pisoin le 09/04/2005 11:51
xxx ( 12/04/2003 15:43)
Fantatro fa mampirafy lé sipako. Izaho anefa tia azy. Isaky ny miteny azy aho dia lazainy fa tsy sérieux fa manenjika azy. Mahita excuse fona izy. Hisaraka aminy ve aho?... suite
répondu par SYLLA8 le 09/10/2015 03:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.8374