Fitiavana

xxx ( 10/09/2003 14:25)
Ohatra izao ireny mopera ireny, na bandy efa 25 taona mbola puceau foana..?? sns na ny sipa koa aza????... tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2003 09:12
ryana ( 09/09/2003 19:42)
IFONAKO, MALALA Ireo teny tsy voahevitra, nandratra ny atifonao, Ireo fanapahan-kevitra nokasaiko ho natao, Ireo eritreritro nivoana, niampanga, niahiahy, Toa didy ts’isy hoe nahoana…... tohiny
novalian'i mxr ny 23/09/2003 14:50
xxx ( 04/09/2003 18:32)
Mitombona v zany hoe t@ internet, tao @chat no nanombohana fitiavana?sy nahita ilay olona irina hitantana ny tokan-trano?... tohiny
novalian'i favy ny 09/12/2003 17:58
xxx ( 04/09/2003 18:29)
Misy olona miaraka @ko efa ela ihany zay!! zay nefa zara fa mifanena satria mifanalavitra b ny toerana misy anay!! fa nefa tél sy mail sisa no hifanamborahanay fitia!fa nosarahany elanelantany izahay... tohiny
novalian'i valie ny 27/09/2005 09:59
ryana ( 04/09/2003 08:53)
REHEFA TSY EO IANAO Rehefa tsy eo ianao, Zary babangoana izay rehetra jereko; Rehefa tsy eo ianao, Ny fiainako misaona, tsy misy intsony ekeko; Rehefa tsy eo ianao, Ny foko zary maona, mian... tohiny
novalian'i ryana ny 17/09/2003 15:25
xxx ( 01/09/2003 15:49)
Efa mba nisy taminareao ve nitia olona ao anatin'ny fianankavianareo?Amin'izao fotoana izao dia tsy hitako mintsy izay atao satria misy olona iray any ho any tena tiko ary mino aho fa tia ahy koa izy.... tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2003 20:53
amoureus ( 23/08/2003 14:48)
betsaka ny resaka momba ny fitiavana eto @ forum eto.Izaho aloha tsy dia manana experience loatra fa ny mba hevitro sy torohevitro dia hoe ento mora ny fitiavana.aza mitady olana @ mitia roa na matah... tohiny
novalian'i xxx ny 22/11/2003 16:17
sue ( 11/08/2003 19:30)
Mba ahoana kay ny hevitrareo ny amin'io mety haharitra ve satria eo ny culture tsy mitovy...ka na mifankatia tsara aza eo am-boalohany dia be ny sakana na mety nisy frustrations avy eo.... tohiny
novalian'i xxx ny 12/08/2003 19:56
sue ( 11/08/2003 19:30)
Mba ahoana kay ny hevitrareo ny amin'io mety haharitra ve satria eo ny culture tsy mitovy...ka na mifankatia tsara aza eo am-boalohany dia be ny sakana na mety nisy frustrations avy eo.... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2003 16:36
xxx ( 02/08/2003 09:28)
Za ah! atrizay ny tiavako olona de miteny ao hoe:" matoky ahy ve ianao de milaza izy hoe tsy matoky ahy". Fa maninona ny vehivavy no tsy mety mahatoky lehilahy mihitsy nade efa milaza ny marina ary l... tohiny
novalian'i riana ny 09/12/2003 09:53
xxx ( 31/07/2003 11:36)
Mahagaga ny fiaraha-monina fa rehefa tsy mifanaraka @ ny eritreriny dia toa tsy mety foana, ary ambaniana ilay olona. Misy ny olona tsy manana diploma na iray aza nefa sambatra izy eo @ fiainany sat... tohiny
novalian'i kally ny 06/12/2003 13:06
stacy ( 29/07/2003 08:55)
raha amiko manokana dia tsy dia mino loatra ny fisian'ny fitiavana marina aho satria ny fitiavana(indrindra ankehitriny) dia toa tsy maintsy misy ratram-po aterany hatrany eo amin'ireo rehetra mba mit... tohiny
novalian'i eli ny 07/12/2003 10:13
eugene ( 29/07/2003 08:33)
Rehefa avy mifankatia ka misaraka ve dia tsy mety ho lasa mpinamana tsotra intsony? Ny mpivady misaraka aza anefa toa mbola afaka mifandray tsara ihany aty aoriana... ... tohiny
novalian'i riana ny 09/12/2003 09:58
foudamour ( 21/07/2003 16:57)
Nisy Madama iray manankarena be sady tsara tarehy : sady taviny no volony e! saingy efa nisara-bady no nanontany ahy raha afaka ny hiaraka aminy. Tsy misy fiarovana ampiasaina hoy izy fa amin'izao fot... tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2003 12:16
malalasoa ( 19/07/2003 10:48)
tsara ny fitiavana kanefa mila faharetana be koa, ahitana fifalian sy fijaliana kanefa miankina @ fahatsapa-tenan`ny tsirairay ihany koa ny mampandroso azy na tsia... tohiny
novalian'i xxx ny 22/11/2003 16:40
nyandry ( 07/07/2003 16:39)
Tsy fantatro ny fahitanareo io fitiavana io.Ny ankamaroanareo miresaka fitiavana eto dia saika miresaka olana avokoa.Fa inona marina no tena hevitry ny hoe fitiavana?Tena tsy maintsy manao sipa ve rah... tohiny
novalian'i jm ny 05/12/2003 09:03
xxx ( 04/07/2003 12:21)
Aminareo, tena critère ilaina @ fitiavana ve ny endrika amambika? Ary tokony ve ny olona iray, lehilahy na vehivavy, hiteny @ ilay olona hoe ratsy ianao?... tohiny
xxx ( 04/07/2003 11:10)
j\'ai un petit copain et ca fais longtemps que je suis avec je veux aller plus loin mais j\'ai peur comment ca se passe la premier fois et on le sens comment aidez moi svp merci a vous ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/11/2003 16:45
xxx ( 03/07/2003 19:39)
Mba saika hanontany ny hevitrareo aho indrindra fa ny vehivavy hoe fa maninona no ireny lehilahy mpamono vady ireny no tena matetika tian'ny vehivavy ary tena hiafiany mihintsy aza e!... tohiny
novalian'i valie ny 27/09/2005 10:15
xxx ( 03/07/2003 08:42)
Ny firaisana ara-nofo aloha na ivelan'ny fanambadiana ara-dalana ve azo atao sa tsy azo. Ny sipa matetika tsy lasa vady ary eo no olana satria manjary tsisy tsiro ny fanambadiana rehefa avy eo ka hana... tohiny
novalian'i xxx ny 04/12/2003 19:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1896