Fitiavana
isrine
(
07/01/2004 18:38)
Marina fa henatra ho an'ny vehivavy izany hoe: bevohoka tsy manambady izany, fa iza kay no ao ambadiky ny vehivavy raha tsy ny lehilahy e? Firy @ lehilahy no miaiky sy maka ho vady ny vehivavy izay re...
suite
répondu par taratra le 08/02/2004 18:43
tia_ery
(
07/01/2004 12:04)
Maro ny lehilahy rehefa mahita vehivavy no taitaitra. Ny antony de maika ery ny hanao firaisana ara-nofo amin'iny vehivavy iny. Mazana ary koa amin'ny ankapobeny ny dikan'ny hoe TIAKO IANAO de ilay ha...
suite
répondu par vivisexy le 08/02/2004 19:29
xxx
(
06/01/2004 16:50)
vonjeo za fa tsy mety velona ny an' ny kofako nefa za efa te anao b mihintsy.inona ny vaha olana
mila nonona ve ny azy?...
suite
répondu par fijo le 30/01/2004 20:24
xxx
(
06/01/2004 12:27)
fa mba maninona hoa ny sipa mbola mineur de efa "tany" sahady e!tsy ahatran'hoe mananihany ve zany sa...
De ho iza ntsony no hijanona ho virja?...
suite
répondu par rinakely1 le 22/01/2004 15:40
xxx
(
03/01/2004 11:12)
nisy ol zay niaraka t@ko fa nohony teny manondidina d nanomboka leo anazy ako!ary sarahako izy!
ny olana d zao! tsy haiko b ny ihany zay atao fa tsy maintsy injay andro any ra fatantry ny fianakams f...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:59
lema
(
31/12/2003 11:19)
betsaka ny olona mifankatia nefa betsaka ihany koa ny mpanohatohana dé ireo ray aman-dreny sy ny fianakaviana nohon'ny firazanana sy ny fananana nefa tiako izy....
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:06
isrine
(
28/12/2003 12:37)
Ny lehilahy no miteny we: gidrogidro, rehefa tsy dia bogosy ve, sa? ...
suite
répondu par rinakely1 le 22/01/2004 15:45
isrine
(
28/12/2003 12:34)
Atao ahoana izany ry zareo a? kolokoloina à fomba ahoana?...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:05
lema
(
24/12/2003 11:04)
mba inona marina mou no atao hoe fitiavana?mba omeo hoe ny definition raha misy manana....
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:04
hendry
(
23/12/2003 15:26)
Noho ny tsy fisian´ny lohahevitra hafa mahasahana ny tiako hambara dia ataoko ato ihany aloha.
Misy namako izay, rehefa matory izy dia mihiratra ary tsy vitan´ilay ila-maso na ilay fotsifotsy @ mas...
suite
répondu par fijo le 30/01/2004 20:24
xxx
(
23/12/2003 13:22)
@zao fotona zao!ny firaisana ara-nofo v tena porofo pitiavana sa fitiavana ny te-hanao fotsiny! "tahaka reo olona zay mihinana ka tamàna d tsy t-hiala tsony!"
Ka ny "faire l'amour" v hobby sa tahaka...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:02
fijo
(
23/12/2003 12:35)
hono hoaho ry zareo.impiry miova bandy kay ny sipa iray vao manam bady?...
suite
répondu par tia_ery le 13/01/2004 19:08
isrine
(
22/12/2003 19:13)
Hita fa be ny lehilahy tsy hiditra @ toy izany. Fa raha toa ary ka voafitak'ilay vehivavy ianareo, de ahona no hataonareo?...
suite
répondu par tia_ery le 09/01/2004 17:09
doudoudoudou
(
20/12/2003 18:13)
Tena mandreraka mihitsy ity mandefitra lava ity fa inona no tokony atao e!
Ohatra ny efa mahazatra anà ndray de tsy tiako
...
suite
répondu par fijo le 15/01/2004 11:20
hendry
(
19/12/2003 18:16)
Misy lehilahy miaraka amiko ary rehefa nanontaniako ny tanjony @ fiarahanay izy dia nilaza hoe: je t´aime pour toujours mais je ne te promets pas de me marier avec toi.
Inona ny dikan´zany aminare...
suite
répondu par fijo le 15/01/2004 11:23
hendry
(
19/12/2003 18:11)
Tsy haiko na tokony ho ato @ fitiavana no hisy ity hafatro ity fa tsy hitako zay asiana azy.
Zavatra hafahafa no niainako. Misy olona izay, tsy mifankahalala zahay ary tsy mifampiresaka. ny zavatra ...
suite
répondu par hendry le 17/01/2004 12:02
xxx
(
19/12/2003 17:00)
les gens sont trop matérialistes? pourkoi?
avant de sortir avec kelkun, tt le monde s'arange dabord pour savoir sil la personne est friqué!c'est absurde!je comprends le fait kil y ait un peu de mat...
suite
répondu par fijo le 08/01/2004 11:00
lema
(
18/12/2003 11:11)
hono hou aho ry reto nareo ve mino fa tena fitiavana ny an'ireo tovovavy manambady vazaha na karana na sinoa ireo....sa inona loatra,vola ve sa ..........?...
suite
répondu par fijo le 29/01/2004 09:31
fijo
(
16/12/2003 16:44)
nisy sipa izay ho aho,nandao ilay akamanay izay.dia nanontaniako hoe:"fa naninona i lery no narianao?"ny valiny dia hoe:"bandy tsy anao zavatra ko.telo volana izay no niarahana,tsy sahy mikasika ahy a...
suite
répondu par Mandriva le 28/11/2014 09:59
xxx
(
16/12/2003 15:31)
Nahatandrina ny maha-virijiny ahy aho hatramin'izay. Nefa raha nanao izahay dia tsy nino ilay bandy hoe virijiny satria mantsy tsy tao intsony ilay hovakiana. Ahoana no fomba hanaporofoiko fa mbola iz...
suite
répondu par xxx le 25/01/2004 10:26
