"kolokoloy ny fitiavantsika!"
1. isrine
(
28/12/2003 12:34)
Atao ahoana izany ry zareo a? kolokoloina à fomba ahoana?
novalian'i fijo ny 23/01/2004 11:05
2. donemaskit
(
28/12/2003 14:11)
Faire parfois preuve de créativité, de spontanéité : "sans imagination, l'amour n'a aucune chance" R. Gary
... bien éveidemment, tsy zany ihany! lol
... bien éveidemment, tsy zany ihany! lol
3. fijo
(
29/12/2003 19:35)
maro no azo lazaina,fa dia tsorina hoe,aza atao "efa ho lava".
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/12/2003 07:35
4. isrine
(
30/12/2003 20:28)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 30/12/2003 20:28
5. fijo
(
30/12/2003 18:39)
bisou kely,safosafo kely,voninkazo kely indraindray,cadeaux madinidinika,blague kely,maro e.anjaran'ny tsirairay no mikatsaka izay hiovaovan'ny isan'andro.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 31/12/2003 06:39
6. donemaskit
(
31/12/2003 20:16)
Mila tandremana fotsiny ilay "monotonie du quotidien" : @ zao ora zao isika manao an'ity, isaky ny zao volana, sabotsy sy alarobia ihany...
7. isrine
(
31/12/2003 18:49)
ka le izy anie, tsy olona mbola miara-mipetraka fa vao mifanoratra fotsiny e, nefa io teny io no nolazain'le bandy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 01/01/2004 06:49
8. donemaskit
(
01/01/2004 11:18)
Tsy tokony hoe "kolokoloy ny fitiavana" nge zany fa "homany ny stylo sy ny taratasy" e!
Tsy azoko mints koa ny tian'ilay bandy lazaina raha zay!
Tsy azoko mints koa ny tian'ilay bandy lazaina raha zay!
10. isrine
(
02/01/2004 18:03)
hihihi
inoako fa tsy resaka vola ho an'ny cyber, na stylo sy ttsy, misy zavatra tiany holazaina fa tsy takatro!
inoako fa tsy resaka vola ho an'ny cyber, na stylo sy ttsy, misy zavatra tiany holazaina fa tsy takatro!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 02/01/2004 18:03
11. donemaskit
(
02/01/2004 09:56)
Isrine a, manahy ihany aho sao dia tsy lehilahy aza izany, sao dia tsy olombelona akory?!
Na koa razoky pervers de première dia ny tiany ambara dia hoe : "miomana enao Isrine fa tsy ankihato ny antsika rehefa mifanena!" na zavatra ohatran'izany : "mikotràna mafy"!
Na koa razoky pervers de première dia ny tiany ambara dia hoe : "miomana enao Isrine fa tsy ankihato ny antsika rehefa mifanena!" na zavatra ohatran'izany : "mikotràna mafy"!
12. moi
(
02/01/2004 11:13)
Angamba mba hoe mifanoratra matetika kokoa, ary tsy simbaina amin'ny resaka lainga izany !
Dia asio resaka somary lalindalina kokoa ... resaka miendrika tsiambaratelo ... Dia mahaiza mitahiry ny tsiambaratelonareo manokana ...
Hoatr'izay angamba ?
Dia asio resaka somary lalindalina kokoa ... resaka miendrika tsiambaratelo ... Dia mahaiza mitahiry ny tsiambaratelonareo manokana ...
Hoatr'izay angamba ?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/moi ny 02/01/2004 23:13
13. rinakely1
(
05/01/2004 20:20)
@ fitiavana tsy maintsy lisy fona ny we "si j'avais su...." fa mba hanatsarana ny fiharahana angambany d samy hitoerany fitia tena marina ary mba miala @toetra mety manafitohana !
14. jessicac
(
05/01/2004 13:08)
ny fifampatokisana ihany no ady eo e!! sa ahoana? lafo b anie ny détéctives ireny e!!! sady mbola tsisy an'izany eto amintsika!! sa ny meilleure ami(es) no karamaina???
15. isrine
(
05/01/2004 18:18)
misaotra anareo namaly, fa mety io an'i rinakely io angamba no mety ho izy.
Asa re ry zalahy isany o. Lalina tsy takatra ny tinareo lehilahy ambara indray2.
Asa re ry zalahy isany o. Lalina tsy takatra ny tinareo lehilahy ambara indray2.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 06/01/2004 06:18
16. fijo
(
06/01/2004 11:37)
izaho indray mihevitra fa i moi no mahalaza ny hevitr"ilay olona ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/01/2004 11:37
18. fijo
(
07/01/2004 09:50)
i tu mbola variana ka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 07/01/2004 09:50
19. tia_ery
(
07/01/2004 11:50)
tsy azoko ilay hoe kolokoloy ny fitiavantsika. Ilay FITIAVANA no tiana asian-teny. F'angaha moa ny fitiavana tahaka ny rano ampangotrahina ka rehefa tanehina de mihamafana de mangotraka na koa aveka eo fotsiny de mihamatimaty de mangatsika amin'ny farany ?
Ny fifandraisana no mila kolokoloina amiko fa tsy ny fitiavana. Ny fitiavana io eo foana araka izay nisy teo aminao sy izay endrika nisehoany. Ohatra iray ito, tia vehivavy iray ianao, ndeha atao hoe tsy nifankahita mihintsy ianareo nandritry ny taona maro de ho ny fitivana ve no ndeha ho hampihaonina fa tsy ianareo roa no tokony hihaona.
Mazana isika mihevitra ny ohatr'izay nefa isika no mampisy fifangarona eo amin'ny voambolana ampiasaina. Fitiavana sy ny fifandraisana na koa fitiavana sy fifankahitana ...sns
Ny fifandraisako aminao na koa ny fifaneraserako aminao no tokony ho koloina fa tsy ny fitiavana velively.
Manolotra voninkazo ianao ny fifandraisanao no tianao ho akaikikaiky kokoa fa tsy ny fitiavanao no tianao ho akaikikaiky kokoa.
Sôtra eh!

20. isrine
(
07/01/2004 18:31)
Asa re e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 08/01/2004 06:31