"kolokoloy ny fitiavantsika!"
21. fijo
(
08/01/2004 10:36)
tia -ery>na tsy mifankatia aza dia hafaka miaona.fa ilay fitiavana,dia zavatra hafa.ka ianao no diso fandray resaka,fa tsy ny loahevitra no diso.ilaina tokoa ny mikolokolo io fitiavana io.na ny vady ao an trano aza,rehefa tsy voakolokolo io,dia mety lasa.
tsy mitovy eo imason'ny vehivavy,ny lehilahy izay,tia manao teny mamy,sy manao tambitamby sy orokoroka sns,sy ny lehilahy,miditra ny trano,dia eo amin'ny TV,dia mikaly,dia manao,dia matory.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 08/01/2004 10:36
22. tia_ery
(
08/01/2004 18:14)
Ka ny an'i fijo ange de ilay fifandraisana foana no tian'ny lazaina eh!!! izay ilay atao @'ny hoe abus de language, Azafady eh!
Ka raha manome zavatra ianao na koa mitsidika ny olon-tianao de ny fitiavan'iza ary no koloinao amin'izany. Ny anao ve sa ny azy ? Raha manao zavatra amina olona iray ianao ny ao amponao no zavadehibe sa ny an'izay iantefan'iny ?
Ka mbola amafisiko fa tsisy fitiavana kolokoloina izany hoah ry Fijo.

23. fijo
(
09/01/2004 20:07)
raha manome voninkazo olona iray ianao,dia ny fitiavanareo no koloina eo,fa tsy ny anao irery akory.
aza tsidihana ary ny sipanao,dia ho hita eo,raha aharitra ilay fitiavana na tsia.ary rehefa toga any,dia avy dia manaova,dia modia rehefa vita.dia lazao eto hoe naharitra ve ilay fitiavana.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 09/01/2004 08:07
24. tia_ery
(
09/01/2004 16:59)
Fa ny tsy azoko @'i Fijo de ny fametrahana mihintsy ny fifandraisana sy ny fanehoam-pitiavana eo amin. Raha manome voninkazo ianao de @'ny fotoana inona ohatra ...
Santionany de ny hoe na ianao mihintsy no entanim-pitiavana ka ndeha hanolotra voninkazo sans consentement de votre partenaire; manolotra an'iny ianao tsisy hoe fierana taminy na adi-hevitra niarahana taminy fa ny fitiavanao sy izay fahatsapanao ny fitiavany no hanoloranao an'iny. De izany ve no ndeha ho lazaina fa fikolokoloana ny fitiavana ---> Toa fanehoam-pitiavana avy aminao izany fa tsy fikolokoloana fitiavana. Iza no hilaza an'i Fijo fa hankasitrahan'izay mandray azy iny, eny fa na de hoe ilay olon-tin'i Fijo aza, raisiny iny satria mety HO tsy te hampalahelo an'i Fijo fotsiny izy na koa tena tsapany fitiavan'i Fijo azy @'ny alalan'iny.
Fa ny azoko ambara ngamba de 'zao eh : Mahasambatra kokoa ny manome noho ny omena. Ary ny tena tia dia izay mahatsapa fa tena tia an'ilay tiany izy.
Tena Tia ery.
Sôtra eh!

25. kally
(
10/01/2004 09:13)
samy hafa ny fifandraisana sy ny fitiavana ry tia_ery a! ny fitiavana no resahina eto fa raha ny fifandraisana dia ilay fifaneraserana misy na eo amin'olon-droa tsy mifankatia akory aza:ohatra ny fifandraisan'ny mpampiasa amin'ny mpiasa,raha mikolokolo ny fifandraisany @ mpiasany ny mpampiasa tsy midika izany hoe tiany ny mpiasany,tetika hampandroso ny orinasany no ao ambadik'io.Fa ny resahin'ny lohahevitra eto dia Fitiavana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 10/01/2004 09:13
27. kally
(
10/01/2004 11:32)
Ikaretsaka>Mifampikolokolo eto isika an!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 10/01/2004 23:32
28. fijo
(
13/01/2004 12:22)
i tia-ery anie wa tsy misy azony mihintsy izay resahana eto e.izy planeta hafa no misy azy,dia mba te hiresaka izy.jereo,fa mifanohitra amin'nizay lazain'ny olona rehetra foana ny azy.ary maro no sorena amin'ny heviny fa dia lasa foana e.taritina foana ny vilany haneno.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/01/2004 12:22
29. tia_ery
(
13/01/2004 18:56)
Ka efa hoe tsy izany lay izy. I Fijo sy Kally sy ikaretsaka mihintsy no te hifandrirodrirotra eo foana de milaza an'izao sy izao. Aza adino aloha fa Fitiavana ny lohahevitra fototra eto fa tsy fifandraisana na de zay fotsiny aza de mahatonga ny tenanay tsy hieritreritra hoe fifandraisana eo amin'ny mpampiasa na ny mpiasa no resahina fa firy koa anefa ny mpampiasa vokatry ny fifandraisan'ny amin'ny mpiasany no tsy nanodina an'ireny sekreteran'ny ireny !!!!
Ny hevitra de kolokoloy ny fitiavantsika !!! amin'iona ary hoy ianareo !!! Amin'ny asa, amin'ny fihetsika, amin'ny atao ... izany rehetra izany ve....
De hoy lay teny zay hoe ''aoka ho tia amin'ny asa fa aza amin'ny tena''. Ny olona iray matoa mametraka an'izany hoe kolokoly ny fitiavana de lay olona be safary sy lany mampiesona olona fotsiny ireny izy izay. Lany andro miresaka sy ny ohatr'izany fa tsy misy n'inon'inona atao mihintsy de rehefa mbô hanao hetsika iray de hoe kolokoloy ny fitiavantsika eh !!! mbô zao ndray atao eh !!! hetsika normaly no ndeha atao de lazaina fa efa tena manao miohatra ny mety sy ny tokony atao !!!! Aiza kosa eh !!!
Sôtra eh!!!

30. kally
(
14/01/2004 16:56)
Tia_ery ihany no te-hifandrirotra aminay sy Ikaretsaka ary Fijo eto !
Indraindray ny anao hazavaina elaela vao azonao haingakaingana!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 15/01/2004 04:56
31. fijo
(
15/01/2004 11:18)
dia dingano izy wa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 15/01/2004 11:18
32. tia_ery
(
15/01/2004 19:46)
de mbô meo lalana ary eh !!!
Ka ny anareo nge tsinona zavatra normaly sy mety atao de lazaina fa kolokoloy ny fitiavantsika eh !!!
Ohatry ny zaridaina ihany io. Misy voninkazo tsara sy mahateho tia eo de anjaranao ny mikarakara amin'ny fanondrahana sy fanasiana zezika an'io ary ny fanasivana fanafody mbô tsy hohanin'ny bibikely lay voninkazo.
De hilaza ve ianao fa fikolokoloana an'ilay voninkazo izany fa tsy ny tokony ataonao ihany no ataonao. Miahy an'ilay voninkazo ianao mba tsy hampalazo sy hahamaty azy. De zay!!!

33. ikaretsaka
(
16/01/2004 16:47)
Tia ery.. fa taonjato Faha firy ny misy anareo kay... na planeta inona... ohatran'ny Hors sujet foana hoa ianareo izany e
Resaka momban'ny fifandraisana miteraka fitiavana ny resaka eto fa tsy hoe izay hainao rehetra momban'ny fitiavana akory... tsara ilay arguments..saingy tsy voavaly ilay fanontaniana napetraka...

34. fijo
(
20/01/2004 11:45)
ialao letsy fa manahirana a
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/01/2004 11:45
36. fijo
(
23/01/2004 11:05)
rina kely koa mbola hoaniko ny farany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/01/2004 11:05