mistery
1. hendry
(
19/12/2003 18:11)
Tsy haiko na tokony ho ato @ fitiavana no hisy ity hafatro ity fa tsy hitako zay asiana azy.
Zavatra hafahafa no niainako. Misy olona izay, tsy mifankahalala zahay ary tsy mifampiresaka. ny zavatra mahagaga anefa dia raha vao nahita io olona io voalohany aho dia toa misy hery te hampifanantona anay fa te hiresaka aminy aho, izy koa mandinika be sy ohatran´ny te hiresaka amiko nefa toa tsy sahy. Ny zavatra sur aloha dia olona tsy mifankahalala akory zahay nefa toa ohatran´ny efa niara-niaina sy nifankazatra zany. Miresaka zany amin´ny namako aho dia hoy ilay namako iray zay hoe: raha mino ny réincarnation enao dia mety ho izany, olona efa niara-niaina ianareo taloha elabe hoy izy fa efa samy maty. Lasa ny saiko satria indroa aho zay nifanena t@ io olona io ary dia mifandinika sy mifampijery toa zany foana izahay nefa samy tsy sahy mifampiresaka.
Tato ho ato nefa, roa taona ngamba zay dia tsy hitako ntsony io olona io. Ohatran´ny te hahita azy aho ary te hanontany.
Inona no mety azo anazavana zany kay? raha misy psychologue na mpandinika ny fiainana mistery dia mahafaly ahy indrindra ny itondrany ny heviny eto

novalian'i hendry ny 17/01/2004 12:02
2. xxx
(
20/12/2003 10:32)
Mahagaga b ahy ny soratanao!
J\'ai une question à te poser: est-ce que çà t\'était déjà arrivé un jour,lorsque tu pensais être avec quelqu\'un d\'imaginer comment ce quelqu\'un serait en question!(zany hoe nofinjaza)!
d zany!ra za alo c pa une réincarnation ny fijeriko azy fa c\'est une histoire qu\'un jour l\'un de vous a imaginé et lorsque c\'était arrivé!zay vao hafa²!anjary atao hoe mahagaga anga!
Fa na d tsy hitanao tsony izy zao! d hifanena fona ianareo atsy ho atsy! ra zay no lahatra!!
za alo tsy mahatoky loatra ty réincarnation!!çà n\'existe pas!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 20/12/2003 22:32
3. isrine
(
20/12/2003 11:46)
tena mistery zany le izy!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 20/12/2003 23:46
4. salita
(
22/12/2003 18:46)
raha ny finoana gasy ange dia tsy miverina olona intsony ny olona refa maty fa lasa zavaboahary hafa e : biby ohatra na zavamaniry....mety misy hery hafa fotsiny mamanintona anareo, sao dia tena taitra be fotsiny aza nareo nahita azy dia tena tonga tany aminy koa ilay courant de mba taitra izy e......
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/salita ny 22/12/2003 18:46
5. mity
(
22/12/2003 09:27)
Betsaka ny tranganjavatra ohatra an'io kah, marina ny an'i salita fa tonga tany aminy le courant de lasa nijery anao kou izy. rehefa mifanena nareo @ manaraka de ampiresaho izy e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/mity ny 22/12/2003 21:27
6. tequila
(
22/12/2003 10:00)
Mba nieritreretinao ve aloh ny hoe coup de foudre e ! Jereo fotsiny ry Louis de Funès , fa raha tsy sahy enao dia adino eo hono an !
7. isrine
(
22/12/2003 16:48)
Tsy haiko izany ry reto a!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 23/12/2003 04:48
8. fijo
(
23/12/2003 11:40)
adinoy aloha izy izao.fa raha mifanena ianareo amin'ny manaraka,dia miresaha aminy.zava misy mantsy ny "deja vu"amn'ny psikolojia.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/12/2003 11:40
9. bix
(
23/12/2003 13:23)
izaho indray dia sahy milaza aminareo fa dia mety hoy aho ho azo inona ihany koa izayzavatra izay satria zavatra misy eo amiko koa amin'izao fotoana izao ,ny zavatravoalohany ho lazaiko aminareo dia izao , indray 10 taona lasa izay dia nankany italie aho ary ny zavatra ho lazaiko anareo dia ny tanana izany hoe ny renivohitra izany , dia toa tanana efa nahazatra ahy iza
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bix ny 24/12/2003 01:23
10. bix
(
23/12/2003 13:42)
izaho indray dia sahy milaza aminareo fa dia mety hoy aho ho azo inona ihany koa izayzavatra izay satria zavatra misy eo amiko koa amin'izao fotoana izao ,ny zavatravoalohany ho lazaiko aminareo dia izao , indray 10 taona lasa izay dia nankany italie aho ary ny zavatra ho lazaiko anareo dia ny tanana izany hoe ny renivohitra izany , dia toa tanana efa nahazatra ahy izany , tsy haiko anefa fa tanana mbola tsy nitsahin'ny tongotro akory izy io raha tsy tamin'izay raha hanazava anreo ny tena zavatra rehetra hitako sy ny zavatra efa hoatran'ny niainako tamin'ilay tanana aho dia lava be fa hoatran'nizay izany ilay izy , izao indray dia asa tapabolana lasa izay dia tany majunga aho ary ambanivohitra be izay mahagaga izany nalehako izany ( soalala) arynisy ramatoa iray izay tena azo atao hoe tena tambanivohitra izay izaho nijery azy izy koa nijery ahy ny fanontaniana napetrany tamiko dia ny hoe hoatran'ny olona fantatro ianao ? izaho koa nijery azy dia tsy olona vaovao amiko izy rehefa nandeha teo anefa ny resaka dia nilaza izy fa tsy mbola nandeha niala io tanana io mihintsy izy hatramin'izay noho ny hasarotampiaro ny vadiny sy ny fomba eo @ ilay tanana ny mhagaga ahy koa anefa dia tsy mbola nandingana io tanana io aho ary tsy mbola nahita akory izahay vao niresaka dia nifanojo arymitovy ny fomba firesaka ary ohatran'ny olona efa nifankazatra ela be marihiko fa io olona io dia 65 taona ary izaho 26 taona tsy nahataitra ahy loatra ilay izyraha tsy efa teto antananarivo aho izany hoe izaho ilay alohan'ny hatory iny no gaga no sady nandinika be hoe fa ahoana ary,??????? asa tsy haiko fa amin'izao fotoana izao aho mieritreritra ny hanana fikasana ny ho any ary hanadiady ny fandehan'izay asa hanao ahoana izay ?? fa ny tiako ho tenenina izany dia ny hoe mety hoy aho ho marina ihany izay zavatra izay , ao fa raha possible dia mety ho ataontsika izay fikarohana izay araka ny tratran'ny zanaka'atidoha izay ary no izy fa raha manana ho alahatra ianao di mba lazao hoe ???
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bix ny 24/12/2003 01:42
11. hendry
(
23/12/2003 15:14)
Fijo: Nahaliana ilay nambaran´i fijo hoe:deja vu @ psikolojia saingy tsy mazava amiko. Azonao hazavaina ve?
Bix: mba karohy marina hoe ry bix fa rehefa hitanao ny fanazavana momba anao sy io ramatoa io dia mety hanampy ahy.
Tsy dia manaiky loatra ilay resaka courant lazain´i salita sy mity aho satria tsy resaka olona fotsiny anie ilay izy e. Tantaraiko anareo, indray mandeha zay, 16 taona aho ngamba t@ zay, nipetrapetraka teo antokontany izahay ( zaho, dadanay, sy olona vitsivitsy),tolakandro tokony ho t@ 3.30 t@ zay. Ny zavatra niainako t@ io andro io dia toy ny zavatra efa niainako taloha be zany. Lasa saina be aho t@ zay satria ohatran´ny fantatro mialoha daholo ny zavatra hiseho satria ohatran´ny efa niainako, nitamberina tao antsaiko ny fotoana efa nisehoan´ilay fotoana tranga atrehiko. Asa raha mba misy olona afaka manazava ny momba zany.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 24/12/2003 03:14
12. fijo
(
24/12/2003 10:38)
io zavatra vao nolazainao io,teo an tokotany sns,sy ilay voalazan'i bix tany soalala,izay ilay deja vu.samy efa niaina an'io daholo angamba isika.amin'ny psikologia izy io dia hazavaina hoe ny sub conscience no lasa aloha.ny fisainan tsika mantsy dia mizara roa:
_ny conscience,izay hiainana andavanandro,ary ny
_subconscience izay tsy miseho mivantana nefa dia miasa.ohatra,ny zavatra hitan'ny masonao isan'andro dia misy tsy voamarikao eo,nefa ny subcosciencenao nahamarika azy.dia mety lasa nofy io,ny nofy dia vokatr'io sub conscience io.ary misy fotoana lasa lavitra io subconscience dia mahita ilay deja vu.avy eo dia miseho tokoa ilay izy,ary eo ianao vao hoe toa efa hitako ity zavatra ity.toa izay no fisehony raha tsorina.ny olona hofaty hoatra dia mahita ny ahafatesany.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 24/12/2003 10:38
13. bix
(
30/12/2003 14:42)
andraso fa ho ezhintsika ny hikaroka izay zavatra izay fa tena hoatran'ny mino tsy mino aho @ ilay izy satria ohatran'ny misy fahamarinany daholo izay lazainareo kanefa......................
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bix ny 31/12/2003 02:42
14. fijo
(
30/12/2003 18:42)
manaova fanadihadiana be,fa maro no efa nitrangan'io toe javatra io.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 31/12/2003 06:42
15. rinakely1
(
05/01/2004 20:39)
Tena misy boky vao novakiko izay momban'io fa miseho ohatran'ny réincarnation lé izy nefa kosany mety ny sainao no mande lavitra momban'ilay oln zany!
satria raha réincarnation -nao atao we t@ passé antérieurenao d tokony hitovy @ nao io oln io fa tsy haiko aloha e!
tokony mijery psychologue enao no tena tsara!
satria raha réincarnation -nao atao we t@ passé antérieurenao d tokony hitovy @ nao io oln io fa tsy haiko aloha e!
tokony mijery psychologue enao no tena tsara!
16. hendry
(
05/01/2004 12:49)
Fifaliana ho ahy hatrany ny maharay ny hevitrareo nefa dia tsy mbola mety ho resy lahatra @ ilay deja vu an´i Fijo aho satria mieritreritra hoe mety misy ifandraisany @ ilay réincarnation ilay izy. Misy namako zay tsinona ny dadany mpanandro sy mpitaiza olona ireny dia milaza io rangahy io fa tena misy hono ny réincarnation ary mety ho tranga iray isehoany ny nahazo ahy io. Raha miombina anie zany dia naman´ny matoatoa zany aho satria efa maty dia velona ndray????
Tsy dia mahalala zavatra maro momba ny réincarnation nefa aho sady toa mino tsy mino zany. Tsy haiko mintsy e.
Tsy dia mahalala zavatra maro momba ny réincarnation nefa aho sady toa mino tsy mino zany. Tsy haiko mintsy e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 06/01/2004 00:49
17. fijo
(
06/01/2004 16:33)
raha réincarnation,ilay izy dia zavatra efa ela be.izany hoe efa samy niaina ilay izy ianareo tany aloha ela be tany.izaho anefa tsy mino ny fisian'ny lolo,fa rehefa maty dia izay no vita.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/01/2004 16:33
18. tia_ery
(
07/01/2004 11:43)
Tsy de mistery loatra zany. Betsaka ny mety ho fitoviana eo amin'ny bika aman'endriky ny olona roa na maromaro, ny tsanganana ny fihodirana sns .... mety misy koa nefa lafiny tena itovizan'ny olona roa na maromaro na mifandrindraika ihany. Rehefa ao anatin'ny fahatairana de toy ny mitovy tanteraka izany ilay izy. Ny endrikao no mety efa fahitany na misy olona mifanakaiky amin'ny endrikao ny endriny de torak'izany koa eo aminao. Ilay pitik'afompahatairana no mitarika an'izany de manjary heverina ho mitovy ilay izy. Mahafinaritra koa ange ny mahita olona mitsiky aminao rehefa eny an-dalana eh!!! misy karazan'olona manana an'izany toetra izany. Aza alefa lavitra ny saina de aza manonofy be loatra fa toetra sy fomba fihetsiky ny ankavitsian'olona izany fa tsy midika akory fa Tiany ianao.
Aza afangaro amin'ny fitiavana fa tsiky fotsiny de ampy de aza alefa lavitra.
Sôtra eh!
Aza afangaro amin'ny fitiavana fa tsiky fotsiny de ampy de aza alefa lavitra.
Sôtra eh!
19. fijo
(
08/01/2004 10:45)
toa tsy hazon'i tia-ery akory ilay resaka,fa mba te hiteny fotsiny i lery dia manao,rafy teny.zavatra hafa io,fa vakio tsara aloha ery ambony,vao miditra amin'izay.hafa ny ressemblance sy ny deja vu.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 08/01/2004 10:45
20. tia_ery
(
08/01/2004 18:41)
Tsy azoko hoe aiza ho aiza @'izay no lazain-dra Val fa tsy azon'i tia_ery !!!!!
Kovy vao mianatra mikoty sipa ngamban'ny i lery de lazainy fa mody zany eo !!!!
Sa ilay coup de foudre ndray no tiana ho resahina !!!! raha izay aloha de misy eh !!!
Ka tsy de mistery no filaza an'izay fa coup de foudre !!!!