Fitiavana

naps ( 11/02/2004 19:54)
"misy ve ny fitiavana ra mitia olona miotra ny iray"... suite
répondu par jhouhlambout le 08/04/2004 07:26
hendry ( 11/02/2004 18:28)
Amin´ny mahampinamana dia tsy nihafahafa aho nitantara t@ ilay meilleur ami-ko ny momba ahy rehetra. Misy zavatra notantaraiko azy ary nofeperako izy tsy hilaza zany @ ilay sipako satria hampiady ana... suite
répondu par fijo le 14/04/2004 19:58
kally ( 11/02/2004 16:27)
Dia toa lasa mandeha tokana daholo ny ankamaroan'ny olona ary sahirana vao mahita olon-tiana izany.Mahagaga!satria na ny lehilahy na ny vehivavy samy sahirana daholo.Na tsara tarehy,na ratsy tarehy n... suite
répondu par pitchou le 23/03/2004 16:37
xxx ( 11/02/2004 15:42)
Inona no tena hatao hoe fitiavana ? nahoana no raha vao resahina ny fitiavana dia tsy maintsy ao ny resaka firaisana ara-nofo ?... suite
kanty ( 11/02/2004 13:53)
Mba te-hanontany fotsiny aho hoe raha afaka misafidy kay ianareo hoe : amour sa amitié dia inona no safidianareo ? Hazavaiko fohifohy ilay tantara. Misy ankizy vavy(A) iray tia ankizy lahy(B) iray.... suite
répondu par six le 26/02/2004 20:07
tagore ( 10/02/2004 18:17)
Vao haingana ny fankahalalanay ary dia tonga dia hiroso @ raharaha ,ka teo vao tsikaritro fa hay ity mamany ity tena mbola manja ihany koa sady divorcée ary tena mihodina dia tonga teo ny fisainako ... suite
répondu par xxx le 30/03/2004 14:11
nirinata ( 10/02/2004 13:29)
l'amour vrai attend?... suite
répondu par fijo le 03/03/2004 09:40
vegas ( 09/02/2004 12:58)
Maninona nareo an, samy hanaiky hiaraka iany, de mapiandry elabe vao hanaiky nefa efa kobo. Tokony efa be no vita nandritra izay fotoana zay nefa. Sa mba mody mampifila kely aloha? hihihi. laozy mampi... suite
répondu par fijo le 18/02/2004 16:40
vegas ( 09/02/2004 12:31)
Fahotana ve ry zareo ny manandrana ny vadikelin'ny namana? Azavaiko kely: za dia tovolahy, manana bandy akama efa manana vady be, nefa mbola misy sipa misarakorako amin'lery ihany. Dia io sipa misarak... suite
répondu par fijo le 19/03/2004 09:55
besoiiin ( 09/02/2004 09:46)
Ity ary ilay groupe fa ahorina e! aleo samy mivondrona ato daholo izay mpankafy tsaokalentika rehetra! na LAHY na VAVY ary aoka samy mba ho sahy hanome ny login avy fa tsy hiafin'endrika! TIA , MANKAF... suite
répondu par fijo le 19/03/2004 09:54
vivisexy ( 08/02/2004 19:15)
Ny zavatra tena tsikaroko koa dia ny fampirafisan'ny lehilahy.Eny fa na dia efa manana vady be ary inareo lehilahy dia tsy maintsy mba minana ny hafa ihany ary manadala koa.Nefa raha toa ka ny vehivav... suite
répondu par fijo le 28/02/2004 20:38
mahaizamifidy ( 07/02/2004 14:00)
Raha mitia olona ivelan ny fianankaviana ianareo dia @antony inona?,tsy ampy fitia @fianankaviana ve sa inona?... suite
répondu par fijo le 03/03/2004 09:44
xxx ( 07/02/2004 10:06)
tantara lava ihany fa ezahiko afohezina. nisaraka t@olontiako aho 4bolana lasa izay(zà no nanampakevitra satria nisy zvt tsy mety saika hataoko)! miantso ahy ihany izy anefa ndraindray, ary ndraindra... suite
répondu par fijo le 25/02/2004 11:52
mahaizamifidy ( 07/02/2004 09:46)
Iareo ve mino fa mampitombo fitiavana ny orana?... suite
répondu par fijo le 25/02/2004 11:49
lion ( 07/02/2004 09:19)
Iza no efa nivoady t@olon-tiany ... suite
répondu par fijo le 03/03/2004 09:45
tambatra ( 07/02/2004 09:13)
Inona no mahatonga ny olona na mpinamana na mpifankatia tsy mifanarantsaina indrandray,ary matetika rava hatr@ ny fiavanana?... suite
répondu par fijo le 27/02/2004 20:22
lema ( 06/02/2004 15:43)
tsy hoe tiko be izy dé ho vadiko fa ilaiko mba fantarina kou ny mombamomba azy rehetra aloan'ny idirako... suite
répondu par princianique le 12/03/2004 18:47
lema ( 06/02/2004 14:57)
ny fampirafesana dia anisan'ny fialam-boly mahafinaritra ho an'ny sasany... suite
répondu par fijo le 05/03/2004 11:35
mahaizamifidy ( 06/02/2004 09:53)
Tia Olona Sa Tian Olona?... suite
répondu par fijo le 27/02/2004 20:23
lema ( 05/02/2004 14:42)
inona ny zavatra tokony sy tsy tokony atao mba ampaharitra ny fitiavana.fifanajana ve,fifampitokisana,fifanampiana,fandeferana,sns..................... suite
répondu par fijo le 25/02/2004 11:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1098