Fitiavana

xxx ( 28/05/2007 16:57)
zao . tsy kivy tsy ketraka re ny aty raha mbola ianao ko no ianao a,ny tanjoko dia izay ahasoa sy ahasambatra anao satria zay no voady efa nolazaiko t@ andriamanitra ka tsy mivadika @ zay nekena aho, ... tohiny
novalian'i arialy ny 07/06/2007 10:31
xxx ( 25/05/2007 07:21)
tia
Rehefa tia ve dia tsy maintsy mandefitra hatrany?... tohiny
novalian'i la ny 14/06/2007 11:43
nathie86 ( 25/05/2007 06:08)
marina v fa hoe ny vhv no tena no tena tia migafy entre elle. Oh : refa misy competition patinnage reny d mifanimba patin ry zareo na mifangalatra miintsy ary.... tohiny
novalian'i nathie86 ny 29/05/2007 06:42
tsiafoi1 ( 24/05/2007 11:57)
Nisy toriteny izay nanao hoe : "y vadin'i Adama hono cadeau natolotr'Andriamanitra azy de naharitra sy tsara ny fanambadiana, fa ny amin'izao fotoana tadiavina eny ho eny ohatran'ny entana eny amin'ny... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 20/06/2007 10:24
Aino ( 22/05/2007 13:38)
izaho mahare faona hoe raha miady na mifamaly na pinamana io na mpifankatia sns dia vao maika maha tsara ny fiarahana, nefa misy pifankatia mbola tsy nifamaly mihintsy na dia a aza fa tambitamby faona... tohiny
novalian'i arialy ny 15/06/2007 10:35
xxx ( 19/05/2007 10:33)
mahita anilay resaka etsy ambany d mametraka fanontaniana we ny sex v mampisaraka ? tena important v? d ahoana ny fitiavana ?... tohiny
novalian'i la ny 27/06/2007 08:49
nathie86 ( 15/05/2007 08:31)
Tena misy v io eh:?::roll: Iza no efa niaina an'io:?: refa hita v io d tsy misaraka ntsony:?:... tohiny
xxx ( 13/05/2007 09:50)
tia
manambady efa ho 10taona za , manan_janaka 2, miandry anilay vadiko hiova za fa ee , tsy mety miova mihintsy ! , izy aloha tsy miodina fa tsy attentionné mihintsy , fa za foana no manao ezaka , anaty... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2007 20:10
Jeankely ( 13/05/2007 04:59)
Raha mandehandeha sy mahita firenena samihafa dia samy ahitana olona manambady vahiny avokoa. Ny vehivavy Malagasy dia tena tafita ary lasa lavitra nihoatra ny sasany rehefa manambady Vazaha. Amin'ny ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/07/2007 09:41
diamondra27 ( 10/05/2007 18:14)
mila hevitra ndray fa tsy mazava e! maheno io fitenenana io aho fa tsy azoko we: inona le crise , de inona fanafodiny raha tratran'izany?Misy mahalala olona efa nahazo an'io ve? , de ahoana ny fise... tohiny
novalian'i kintana9 ny 22/06/2007 15:20
minette77 ( 10/05/2007 14:40)
slt
KAIZA DAHOLO OOOO:*... tohiny
novalian'i najah ny 26/05/2007 21:10
xxx ( 09/05/2007 21:18)
Ianao, ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainako Ianao, ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako ianao, ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavako ka ianao, no fihiniko sy antenaiko fa ho... tohiny
novalian'i fasaly ny 16/05/2007 10:57
sympa ( 07/05/2007 14:02)
Fa inon kay no mahatonga ny olona Mialona na Zalozy be mintsy? Tsy mifidy io na Jo izy na Ko! Tena tsy azoko mintsy?8O Ok ay eeeeeeeeee!:P... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2007 09:39
xxx ( 05/05/2007 07:32)
vonon'izy ny andao ny hafaliana sy tsiky fa nilaozany ilay tiany, milay izy fa hoavy ilay andro mety hafoy izao tontolo izao.... tohiny
novalian'i gasymanja ny 16/07/2007 17:41
Aino ( 05/05/2007 00:55)
misy ny sasany ilay olona tsy mahalala ny dikany ilay TSY "non" TSY TIANA sa ahoana mihintsy!!... tohiny
novalian'i zaagasse ny 19/07/2007 12:55
Stretch ( 03/05/2007 21:49)
Mpampody vady mifona - Saina tsy tony, fo tsy salama, Tosi-drà miakatra ambony tsy tana, Very fanahy ka mivaha miparitaka ... Ny vady tsy foy nahasahy nisintaka . Ny maso milentika mando... tohiny
diamondra27 ( 02/05/2007 09:03)
ny ahy indray izany ny mba tiako ho fantatra dia hoe: ahoana kay no hamantarana hoe: tsy tian'olona ianao nefa... toa tsy mahalala na tsy mahatsapa ilay izy akory ilay olona tsy tiana cAS mitranga... tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 02/05/2008 12:19
rafify ( 01/05/2007 15:26)
soffia je t'amour(l):*:wink:... tohiny
boubounezy ( 01/05/2007 08:02)
maty i grégory lemarchal tena mampalaelo, mucovicidose ny nafaty azy ny omaly ny latsinainy a l'âge de 24ans.:cry: vale njy fan @ mou? dé miaraory @ njy kia a!:(... tohiny
novalian'i vale ny 01/05/2007 20:48
xxx ( 01/05/2007 07:13)
:-D http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1ujrg_r-clee-toky-fitiaka-cheri... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 10:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0822